fiara okaz

1. mandrindra ( 08/09/2007 08:33)
rehefa mividy fiara okaz ianareo dia inn daholo no jerenareo ahafahana milaza fa mbola tsara ny fiara iray?
2. mignone ( 08/09/2007 10:40)
plakety , embrayage , frein , kilometrage ,ny pneus ...
3. Kwasi ( 08/09/2007 19:14)
Ny tena tsara dia ny mitondra mecanicien, mahay ny marque hovidinao, dia asaina tsapainy ilay fiara. Raha izay mety ho fahalalan'ny tena manko dia tsy ampy bdb. Indraindray misy fiara ny endrika ivelany tena raitra, fa any @ zavatra tsy hita maso any misy defaut tsy ampoizina.
4. fasaly ( 08/09/2007 19:38)
mandrindra jerena dool mitsy kosa na okaz aza kou!
ny kilometraz kou jerena!:-P

araka io voalazan'i kwasi hoe rehefa azo fa hita ny defaut ny fiara;....dia aleo mividy eny am garage ihany de mba misy garantie!....
ny mividy fiara ocaz am particulier mantsy vidy varotra de samy vita:-P
5. Samoana ( 08/09/2007 20:04)
ireo voalazan'i mignone ireo tsara raha misy facture manamarina fa vao nisolo tsy ela + courroie de distribution ( fiara mihoatra ny 60000 km. Raha latsak'izay moa dia aleo maka fiara garantie 1 an na 6 mois fara faha alikamatiny @ garazy:wink:
6. xxx ( 09/09/2007 08:28)
Mbola maro no voafitaka rehefa mividy anireny fiara okaz reny.Voalohany indrindra aloha dia fantarina ny fiaviany(particulier,retour na leasing,location,encheres sns).Fantatra fa aty europe dia mahavita 15000kms/année eo ny fiara iray,ny plaquettes de frein mahavita 25000kms eo,2 jeu na plaquettes dia tkony hisolo ny disques de frein,ny liquides de frein dia misolo isaky ny 2 ans fara fahatarany satria miankina @ io ny fiabilité ny freinage,ny kit de frein AR (frein à tambour)dia manomboka misolo manomboka ny 40000kms na dia tsy misy signe na fuites aza ety ivelany,fa rehefa manao controle technique dia lazain'ny tatitra fa misy desquilibre ny frein,ny course ny frein de parking ihany koa dia ahafahana milaza fa misy usure ny frein AR,maxi eo @ 5crans nefa matetika manao reglages fotsiny le tompony taloha hanenjehana anio 5 crans io zay tokony tsy kasihina,eo @ direction indray dia jerena ny point milieu ny volant (mila mampiasa craie) fa raha tsy voahaja io dia efa nisy anomalie lay fiara,ny shock absorber (amortisseurs) ndray dia tsy fiable intsony lay mijery oscillation ny suspension.Ny tsara indrindra dia averina @ controle technique le daba ary io tsy centre designé le tompony an satria misy manao combine reny sahala ny any @ tanana e(kolikoly)dia ny resultat avy eo no milaza ny etat le daba,aza sodokan'ny bika ivelany fotsiny,talentan'ny frantsay mantsy io,ny isan'ny factures de reparation koa dia ahafahana mahafantatra ny vie le daba nefa mailo ihany koa fa misy ny facture fopla (kolikoly),ny tsara indrindra dia mividy daba okaz eny @ concessionaire mba misy garantie na somary lafo aza.
7. ikaretsaka ( 09/09/2007 12:03)
ny tena mora hoe mba tsy hahazoana probleme be aloha dia ny kilometrage e.. ny bibil bibil mandeha lavitra, na nahavita be.. dia midika izay fa efa niasa be ny moteur-ny dia possible mazava ho azy hoe efa misy zavatra "ela niasana" na "niasa loatra" ao.
dia ny mijery hoe efa accidente ve ilay bibil bibil
8. mignone ( 11/09/2007 12:20)
efa misy betsaka ny trafika aminio kilometrage io a !
9. ikaretsaka ( 11/09/2007 14:15)
dia jereo ao ny loton'ny motera koa..
10. mandrindra ( 18/09/2007 10:10)
telina sy sitraka ho an'ny rehetra amin'ny toro hevitra isankarazany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2495