Rahoviana ?

1. mandrindra ( 17/08/2006 11:19)
Amin'ny 3 desambra no datimpifidiana an'izay hitondra an('i madagasikara. rahoviana no tsy maintsy apetraka eny amin'ny HCC ny fanirina ny hirotsaka amin'izany fifaninana izany? ary rahoviana ihany koa ny HCC no mamoaka ny lisitr'ireo izay ekena hirotsaka amin'izany?
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:46
2. Fiffi ( 17/08/2006 12:32)
tsy fantatra fa aleo manaraka izay lazain'ny gazety!
3. prime ( 17/08/2006 12:54)
Toa 3 volana eo daholo no manomboka ny fametrahana filatsahana dia iray volana ny fampielezan-kevitra, tsy tsaroako tsara...
4. mandrindra ( 18/08/2006 08:13)
izay mahay ny lalampanorenana dia mba lazao fa toa ao no misy ny valin'io raha tsy diso aho
5. prime ( 21/08/2006 15:01)
Marina izany...
6. fijo ( 22/08/2006 21:28)
andraso aloha jereko ny lalam panorenana rah amisy ao amiko.
7. prime ( 25/08/2006 09:55)
hivoaka ato ho ato io...
8. Fiffi ( 25/08/2006 10:51)
de mbola miandry zany !
9. mandrindra ( 25/08/2006 10:58)
sasa-miandry
10. lalab ( 25/08/2006 17:40)
fa maika ho aiza ianareo ry mandrindra?
maika hijery ny programme ny candidat ve?
11. kelly13 ( 25/08/2006 17:53)
ary ratsiraka v hono hiverina hilatsaka?
12. mandrindra ( 26/08/2006 20:44)
lalab, maika ny tsy handre intsony hoe hilatsaka daholo izao rehetra izao; olona mapnao pub ho an'ny tenany ny ankamaroan'ireo, efa 16 izy izao. amin'ireo anefa tsy ny antsasany akory no hilahatra eo amin'ny départ.
13. prime ( 28/08/2006 11:41)
kelly13> efa nanome tsodrano an'i rolland izy raha ny filazan'ilaihaka... fa i pierrot no hilatsaka...
14. fijo ( 29/08/2006 21:32)
pub marina letsy ireny le.
fa aleo hoavy ny resaka tena izy ahitana izay fandehany e
15. prime ( 30/08/2006 10:42)
Eka hoy aho, avelao marina tokoa ho avy ny inscription ho hita eo...
16. fijo ( 30/08/2006 21:28)
fomba anie io hoe za koa izy e.atraty frantsa aza be ny manao an'io,fa rehefa tena tonga ny fotoana,dia tsy hita intsony ny sasany.
17. prime ( 31/08/2006 12:59)
Just wait & see...:lol:
18. fijo ( 06/09/2006 20:55)
ka wait eto foana isika ko
19. mandrindra ( 07/09/2006 15:51)
aleo asiko hoe black eo alohan'ilay wait dia ovaiko ny fanoratana azy, fa toa ho ela ihany ity tantara ity
20. fijo ( 07/09/2006 22:15)
marina letsy izay le.iny azo antoka kokoa ny hafanganany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0592