Feno habibiana ao anatintsika olombelona!

61. Herimiafina ( 05/12/2005 01:11)
Kalma hoa nareo mitsam, Mampatahotsa be le emoticone ampiasain'i ra-Hesham klé, otsan'ny matoatoa izany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
62. hesham ( 05/12/2005 01:18)
io ary fa lasan`i jennifer ny fo sy fanahin`i herimiafina lasa hitany otsan`ny matoto njai za :/:/
63. Herimiafina ( 05/12/2005 01:20)
Ny foko azany mbola dobodoboka tsara ato anatiko ato knou, de ny fanahiko mbola miaraka amin,ny vatajko ato. Saropiaro marina ngah ndroky ry hesham? hehehe:-D:-D:-D:-D
64. hesham ( 05/12/2005 01:21)
io fa nahita akanga tsara soratsa eee:-D:-D:-D:-D
65. Herimiafina ( 05/12/2005 01:24)
Ary ndroky kay refa provokena de mahalala mody antrano à l'heure tsara an, taiza izao enao omaly iny? hehehehe:-D:-D:-D:-D
66. Malanjaona ( 05/12/2005 14:08)
Mihinana olona ? Raha tahaka ny hena rehetra, dia ny vody hena no mety ho tsara amin'ilay olona e ! Dia raha atao toy ny taloha, tany Imerina, dia io vodiny io no omena ny mpanjaka ka de... !
67. pissoa ( 05/12/2005 15:59)
Malajaona > :-D:-D
fa tany Congo kou anie ry zareo io sary noteneniko ery ambony io eh.
68. Veloo ( 05/12/2005 16:47)
malanjaona a ny vodin'akoho ho an'ny olon-dehibe :wink:
69. dadabe ( 05/12/2005 16:53)
veloo omeo ahy aza ny vodinj.....:-$ :*
70. Veloo ( 05/12/2005 16:56)
:-D:-D:-D ty dadabe ty tsssssss njy tsy mbola ray aman-dreny ka :-w:-w:-w
71. jennifer2 ( 05/12/2005 22:59)
hoy hesham:
io fa nahita akanga tsara soratsa eee

F'angahanjy akia akanga ratsy soratra?
Herimiafina a! aza manantona an'io hesham io intsony fa nolazain'i malanjaona fa mihinana olona izy, sao laniny eo koa enao.
72. dadabe ( 06/12/2005 06:01)
veloo ouajay le ,ny minera no tsy mahazo mihinana vdodi(akoho) fa dadabe mahazo mihinana vodin(veloo)ouuuuuupsssss diso frapy iny a:-$:-$:-$:-$:-$ :*
73. ari.malala ( 06/12/2005 06:30)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mazotoa homana e
74. jennifer2 ( 07/12/2005 00:50)
dadabe: ity misy sira sy povara kely mba hampatsiro azy kokoa!:miam:
75. fijo ( 07/12/2005 22:12)
le resaka zaza kely afaka aloha tsy haiko,fa ity any afrika ,ngaha tsy misy lalana any???? satria voararan'ny lalana anie izany e.
76. dadabe ( 11/12/2005 10:24)
:miam::miam::miam::miam::@
77. jennifer2 ( 13/12/2005 02:21)
dadabe: tena nofarananao t@:@ le izy an!
78. Veloo ( 13/12/2005 16:16)
:twisted::twisted: enao ty tena maditra mihitsy ry dadabe
79. fijo ( 21/12/2005 21:52)
anaro io ry veloo an
80. mandrindra ( 22/12/2005 13:12)
ino no diso frapy ry dadabe a, ny vody sa i veloo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2621