Rapha Andrianarivo Fanomezantsoa!

1. fiaritiana ( 20/01/2006 20:59)
Manao ahoana daholo o!
Sao dia mba hainareo ry reto ny PSn io namana io??
2. lapino ( 20/01/2006 22:23)
Ary rehefa atao lava be ohatra an'io kay ny anarana dia mahazaka sipa an! hummmm! :-w:-w
Oay, kay moa ato amin'ny vetso ity resaka ity! :wink::wink::wink:
3. fisher ( 21/01/2006 11:16)
I Niandrifara no ps-ny e!:lol:
4. fiaritiana ( 21/01/2006 12:01)
Lapino:afaka halavaina ny an i toi ka!:-D:-D

fisher: merci!
5. fiaritiana ( 21/01/2006 12:11)
fisher:tsy mety io Niandrifara io fa efa nojereko!
6. lapino ( 21/01/2006 13:52)
fiaritiana:
Lapino:afaka halavaina ny an i toi ka!:-D:-D

Atao hoe iza indray àry e? :lol::lol:
7. fiaritiana ( 21/01/2006 16:56)
Lapino Ra....Mi....An....!tohizo e!
8. lapino ( 22/01/2006 08:01)
Rapha angamba no pseudo-ny ry fiaritiana a! Kanefa mety efa pseudo-ny taloha io fa tsy hita intsony rehefa karohina.
Ny Andri-Fara no pseudonyme-ny amin'ny asa sorany, toa fanafohezana an'ilay tena anarany io. http://serasera.org/vetso/index.php?rub=vetso/poeta&pid=43c795495d75b

Ireto misy articles momba azy:
http://www.lagazette-dgi.com/v2/pagefr.php?genre=readarchive&id=23272&rubune=culture&MONTH=Octobre%202004
http://64.233.183.104/search?q=cache:ueFit856lyQJ:www.wanadoo.mg/actualite.php%3FarticleId%3D180809+%22Aloka+sy+nofy%22&hl=fr (efa any amin'ny cache-n'i google, fa ny an'i wanadoo angamba kely aina ny serveur-ny)

Izay ihany no azoko anampiana an-dry e!

Fa iza aloha ilay anarana tian-dry omena ahy io e? :?::!::?
9. fiaritiana ( 22/01/2006 13:13)
Misaotra betsaka Lapino a!mino aho fa tena io angamba lé izy
Ny anarana omeko ve?? mba namorona fotsiny zà dé hoe mba tohizana e!fa tsss,tsy mahita tohiny zà fa noforonina io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4463