Rangahy nihinana alika!

1. fiaritiana ( 04/12/2005 14:26)
Tsy haiko na naheon iny vao2 iny nareo hoe rangahy mpihinana alika tao Ambohitrarahaba tao, efa ho 50 izay no laniny raha kotina ny laniny hatrizay,dé natao ny intervention dé hoe:aiza enao no mahita alika dé lé hoe lé eny amin ny zoridira ireny, ary lé hohanina miaraka amin ny volony no tena ankafiziko azy atao lasopy milay be ozy lé rangahy!
maharikoriko marina a!
2. dadabe ( 04/12/2005 14:36)
aty chine koa misy

:*
3. fiaritiana ( 04/12/2005 15:09)
ka rangahy gasy zao mihitsy ry dadabe a!fa raha hafa ndray tsy dé mahagaga !sa gasy izany?
4. Fanja1 ( 04/12/2005 15:27)
de maninona aza raha alika no tiny hohanina... tsy hena mitovy @ hena rehetra ihany ve iny e? zany we tsika no tsy nihinana hatr'izay fotsiny... ny an'i sasany aza olona mihintsy kou...
fiaritiana fa raha gasy de maninona ary raha olona hafa de maninona?:roll:
5. Fanja1 ( 04/12/2005 15:31)
sa narary ilay olona nihinana azy?
6. lapino ( 04/12/2005 16:06)
Eny hoà, ny sônegaly aza hono toa nihinana olona ko! :wink:
7. fiaritiana ( 04/12/2005 19:15)
Fanja1:

de maninona aza raha alika no tiny hohanina... tsy hena mitovy @ hena rehetra ihany ve iny e? zany we tsika no tsy nihinana hatr'izay fotsiny... ny an'i sasany aza olona mihintsy kou...
fiaritiana fa raha gasy de maninona ary raha olona hafa de maninona?:roll:



ka gasy mitovy amintsika anie ry fanja dé mba marikoditra ihany ny tena e! fa tsy resaka oe raha gasy dé tsy mihinana raha vazaha dé mihinana!tsy haiko lo izy raha narary lé fomba fitantarany an azy no tena maharikoriko e!marina fa samy hena fa tsy fihinana ka izay no mampahagaga koa
8. fiaritiana ( 04/12/2005 19:16)
lapino:

Eny hoà, ny sônegaly aza hono toa nihinana olona ko! :wink:



zay ndray no tsy haiko lo!
9. Herimiafina ( 04/12/2005 19:26)
Gardien 'ny bandy akamako iny rangahy iny, ery Ilafy, fa tena mihinana alika tokotrany izy.
Misy antony daholo anie ny tsy hihinanana alika e, fa io arakaraky ny contexte.
Ny rononon'ny kisoa ohatra tsy fisotro nefa refa natao ny analyse de ny ronono avy amin'ny kisoa no tena tsara indrindra raha samy ronono, riche indrindra saingy ny antony tsy hihnanana azy dia satria ny kisoa maro anaka ka manjary tsy ampy ho an'ny zanany izany ary rentabole kokoa ny mamokatra zanakisoa noho ny mamokatra rononona kisoa, okay, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
10. lapino ( 04/12/2005 19:28)
Zay taloo rehefa ampitahorina dia hoe: "Lanin'ny sônegaly any an!". Fa mihinan'olona hono le sonegaly ireny.

Ka ilay sônegaly manko le naman'ny mpanjana-tany taloo de tsy tian'ny olona.
11. fiaritiana ( 04/12/2005 19:31)
zay lo efa henoko lé oe hidina gadena ny vavan dry zareo tamin ny fanjanahantany fa nony ampitsiahiviko an izay ry zareo dé mihomehy fotsiny!
12. lapino ( 04/12/2005 19:32)
:lol::lol:
13. fiaritiana ( 04/12/2005 19:32)
:miam::miam::miam:
14. Veloo ( 04/12/2005 19:49)
ledada a ie efa malaza be ery any ny finanana alika sy voalavo.. njy tsy mihinanana an.... manjary lasa manao divorce tsika roa :-D:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 04/12/2005 19:49)
Zah kalongany efa nihinana jaboady de manditra e, saingy le jaboady voadonanay tamin'ny fiara moa le manditra naroso ahy fa tsy fantatro, hehehehe:-D:-D
16. fiaritiana ( 04/12/2005 20:00)
inn zany jaboady?
17. Herimiafina ( 04/12/2005 20:02)
Biby toy ny gidro sy saka sy fosa mpihinana akoho any ambanivohitra, predateur. Maimbo be tsisy iainana ny rambony, sendra voadonanay tsy nahy de nalaina de natao tao anaty malle arriere de fofona fotsiny tao anaty tômôbil tamin'izay, de nony tonga tany Tsi/didy izahay de navoaka fa maimbo mahintsiny ny tanàna iray manontolo an, de zah no nahandro anlé izy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. fiaritiana ( 04/12/2005 20:03)
:-D:-D:-D,ary voalavo fotsy, efa nihinana?
19. Herimiafina ( 04/12/2005 20:06)
Vazika ary any Alaotra fihinana knou, le voalavo be any antsaha ireny, zah kalongany mbola tsy nihinana e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
20. fiaritiana ( 04/12/2005 20:08)
ary lé alika ve sahin i toi e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1942