Rangahy nihinana alika!
41. jennifer2
(
09/12/2005 04:12)
zany hoe tsy mioroka tay zany vo mahalala hoe fihinana le biby na tsy fihinana?
42. Herimiafina
(
09/12/2005 04:22)
Inn zany metôdy izany klé, lazao sao de mahazo prix nobel, hehehehe:-D:-D
43. jennifer2
(
09/12/2005 04:34)
ary tsy mbola henonao ve le blagn-dry fouhehy, le mitady omby very?
44. Herimiafina
(
09/12/2005 04:45)
Tantarao aminay eto hoe fa lavitra andriana izahay, hehehehehe:-D:-D
45. jennifer2
(
09/12/2005 04:55)
tsy mety votantara le izy fa tsy mety lasa foana zay soratako, angamba @ manaraka.
46. fijo
(
09/12/2005 19:52)
zakony an,ary ny akoho ngaha manao akory ny fofontainy???????nefa izy fihinana
47. jennifer2
(
13/12/2005 02:23)
raha vo omenao vary masaka fona2 ny akoho de maimbo tay be, fa raha katsaka na apombo tsy de misy fofona firy.
50. mandrindra
(
15/12/2005 09:45)
fihinana daholo rehefa tsy poizina e. Rehefa tsara nahandro dia izay no zavadehibe na alika io, na saka, na gidro, na voalavo.
57. pissoa
(
22/12/2005 10:30)
Ny firesak'i fijo sy mandrindra koa anie otran'ireny efa nahalany firy reny ery eh! sady saka koa ve de ho tsara ry fijo ah, na ny voalavo ao an-kibony fotsiny aza :-D:-D
58. mandrindra
(
22/12/2005 13:11)
angaha efa hitanao izay nohaniko, hmmmm, mahazendana izany an.
ny an'i fijo anie ilay saka nampiana a iray any amin'ny farany no tiany e.
ny an'i fijo anie ilay saka nampiana a iray any amin'ny farany no tiany e.