Rangahy nihinana alika!

61. Bariry ( 22/12/2005 22:52)
:!:
62. fijo ( 23/12/2005 04:20)
misy barika koa ngah any?barika feno pi an
63. pissoa ( 23/12/2005 05:29)
odryy - ngah koa fijo efa nihinana an'zany pisso"a" :roll: mihinakina-poana mihitsy anie nareo zany e :-D:-D
64. mandrindra ( 23/12/2005 09:59)
kôzy ve? fa angaha ianao efa nihinantena no milaza hoe mihinakinampoana izay mba te hihinana pissoa :D
65. pissoa ( 23/12/2005 13:25)
hay ve pissoa le izy fa tsy pisso"a" e!
ary mitady hivadika cannibal mandrindra zany:lol:
66. fijo ( 23/12/2005 20:11)
milay wa ny saka sy ny pisso"a",kozy e.
67. pissoa ( 24/12/2005 14:46)
:-$
68. mandrindra ( 26/12/2005 15:09)
efa cannibal fa tsy vao hivadika ka,
maimbo olombelona, maimbo olombelona laniko i pissoa :D
69. pissoa ( 26/12/2005 15:52)
VONJEEEEEEEO :-D:-D
70. mandrindra ( 27/12/2005 15:07)
ary rehefa i fijo dia ataonao hoe sshhhut fotsiny fa raha izaho tonga ianao dia mikiakiaka be an. Moramora hoa sao misy maheno eo.
71. pissoa ( 27/12/2005 17:12)
enao angaha fijo? fijo anie tsy cannibal otranao e :-D
72. fijo ( 29/12/2005 04:52)
kay mandrindra mitady ihinana mihintsy le
73. pissoa ( 29/12/2005 05:22)
ratsiratsy toetra mihitsy wa izy io!
74. mandrindra ( 29/12/2005 09:25)
onnntsss, tsara be anie izany hoe hohaniko izany e, avia ange e
75. pissoa ( 29/12/2005 15:48)
kôzy ve? fa angaha ianao efa nihinantena no milaza hoe tsara be izany hohaninao izany?
76. fijo ( 29/12/2005 20:49)
loza.ngah takatra raha mihinantena?
77. pissoa ( 30/12/2005 10:18)
i mandrindra no niteny an'izany tamiko voalohany teo kah, anontanio izy e!

mandrindra:
kôzy ve? fa angaha ianao efa nihinantena no milaza hoe mihinakinampoana izay mba te hihinana pissoa
78. mandrindra ( 30/12/2005 10:28)
pissoa a, ireo efa nohaniko no nilaza izany tamiko ka, izaho ilay mihinana manta fa tsy mila mahandro
79. pissoa ( 06/01/2006 18:07)
tendan-kanina kely enao zany an!
80. fijo ( 06/01/2006 20:30)
kely fotsiny ihany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5358