Web site personnel!!

1. fiaritiana ( 01/06/2006 20:39)
Salama daolo!

Mba saika hanontany hoe ahoana kay ny mi-créer WEB SITE (PERSONNEL) azafady indrindra zé mahay!

Misaotra Tompoko
novalian'i xxx ny 28/06/2006 09:39
2. hery ( 01/06/2006 21:07)
Arakaraky ny zavatra tianao hapetraka ao anaty site.

Raha ohatra ka karazana présentation-n'ny mombamomba anao, misy sary sns fotsiny no ataonao dia blaogy dia efa mety. Afaka manampy anao amin'izany ny baogy.com

Raha tena site somary lehibe dia mila fahaizana kelikely satria mila mitady toerana sns...

Fa izao e, raha ohatra ka izay te hitaingina tomobilina rehetra dia miteny hoe ahoana kay no manamboatra tomobil, na izay te hisakafo rehetra dia miteny hoe ahoana kay no manamboatra vilany sy mahandro sns? dia inona intsony no ilana ny mpanamboatra tomobil sy ny cuisinier sns?
Koa azonao ampanaovina izay nandalina momba ny fanamboarana site (fa tsy mahay mahandro sy mecanicien) ny site personnel-nao :-)
3. Fiffi ( 02/06/2006 03:00)
hummmm! tena mila fahaizana mihintsy fa tsy zavatra mora ny fanaovana an'io ! (efa mba nanandrana de simba de ...) :-D:-D:-D
4. 2gasy ( 02/06/2006 03:20)
hery:

Arakaraky ny zavatra tianao hapetraka ao anaty site.

Raha ohatra ka karazana présentation-n'ny mombamomba anao, misy sary sns fotsiny no ataonao dia blaogy dia efa mety. Afaka manampy anao amin'izany ny baogy.com

Raha tena site somary lehibe dia mila fahaizana kelikely satria mila mitady toerana sns...

Fa izao e, raha ohatra ka izay te hitaingina tomobilina rehetra dia miteny hoe ahoana kay no manamboatra tomobil, na izay te hisakafo rehetra dia miteny hoe ahoana kay no manamboatra vilany sy mahandro sns? dia inona intsony no ilana ny mpanamboatra tomobil sy ny cuisinier sns?
Koa azonao ampanaovina izay nandalina momba ny fanamboarana site (fa tsy mahay mahandro sy mecanicien) ny site personnel-nao :-)



Ka izy ange efa manana blao(gy) e
http://fitiah.skyblog.com/
5. hery ( 02/06/2006 04:21)
2gasy> Ny skyblog no fanaovana blaogy isan'ny tena ratsy indrindra :-)
Nahoana?

- Tsy misy menu ahafahana mijery ny lisitry ny hafatra
- Tsy misy menu ahafahana mijery ny lisitry ny archives
- Tsy misy ahafahana mametraka tahirintsary
- Tsy misy zavatra betsaka azo regler-na fa dia mihafy fotsiny amin'io

Ny toerana tsara ahafahana manamboatra blaogy ara-dalàna kokoa dia ireto
- blaogy.com http://blaogy.com (he he... an'ny serasera.org io)
- blogspirit.com http://blogspirit.com
- wordpress.com http://wordpress.com
- blogger.com http://blogger.com
6. lapino ( 02/06/2006 04:45)
hery:
2gasy> Ny skyblog no fanaovana blaogy isan'ny tena ratsy indrindra :-)

Kanefa isan'ny tena be kil indrindra koa! :-w
7. Fiffi ( 02/06/2006 04:52)
hummm! andeha ho dinihina akaiky indray ireo...
8. fiaritiana ( 02/06/2006 07:12)
[quote=hery]
2gasy> Ny skyblog no fanaovana blaogy isan'ny tena ratsy indrindra :-)
Nahoana?

- Tsy misy menu ahafahana mijery ny lisitry ny hafatra
- Tsy misy menu ahafahana mijery ny lisitry ny archives
- Tsy misy ahafahana mametraka tahirintsary
- Tsy misy zavatra betsaka azo regler-na fa dia mihafy fotsiny amin'io

Ah Bon??? nefa dé misy reo zavatra rehetra ireo! tsy haiko aloa ny tianao hambara fa misy hijerena archives,misy tahirintsary,sns ary ny mbola mahatsara azy mihoatran ny an ny blaogy hafa dé tsy azo alaina ny sary!!
9. fiaritiana ( 02/06/2006 07:18)
[quote=hery]
2gasy> Ny skyblog no fanaovana blaogy isan'ny tena ratsy indrindra :-)

ratsy?? io no tsotra indrindra!!ary mora ny manao azy!zà @ blaogy sns mbola manana difficulté mampiditra sary sns sady tsy hay koa hoe inn marina no atao ao!ka mino aho fa lé hoe ratsy indrindra non!
10. fiaritiana ( 02/06/2006 07:26)
zà manana blaogy.com, samy tsara avokoa fa manana ny safidiny avy ny olona afaka manao ny rehetra izy! raha namana vazaha ny @ blaogy.com dé efa very izy satria teny gasy no ao donc ho an ny namako gasy ireo!ny blogger indray toa anglais izy ao nefa mikoronatana be dé tsy hitako hoe aiza! ny blogspirit moa efa tsy misokatra rahateo!hihihi ka aiza @zany hoy enao no tsara?:roll::roll:
11. hery ( 02/06/2006 08:23)
fiaritiana> efa nandramako daholo irao blaogy nolazaiko anao ireo (hatramin'ny skyblog)

Ny blogspirit dia ity http://www.blogspirit.com/fr/

Tsy hiresaka blaogy.com aho

Hoy ianao hoe mora ny mampiditra sary ao amin'ny skyblog. Inona ny procédures atao rehefa mampiditra sary ao amin'ny skyblog ka mahamora azy? Ny ao amin'ny blogspirit (sy ny blaogy.com) dia mirindra kokoa ny fampidirana sary satria ampidirina ao anaty album (répertoire). Ohatra hoe Sary tany Isotry, Sary tany Mantasoa, Sarin'ny akama sns... Misy an'izany ve ao amin'ny skyblog?

Aiza ho aiza ao amin'ilay blaoginao http://fitiah.skyblog.com/ no fidirana hijerena ny sary fotsiny? io ilay hoe tahirintsary.

Aiza ho aiza ao amin'ny blaoginao ao amin'ny skyblog ny hijerena ny archives fotsiny?

Hainao ve ny manova ny endrik'io blaogy io hampiasa endrika hafa? (Theme na template) izany hoe, ohatra ny sarinao na ny anaranao no ery ambony ery fa tsy io hoe Skyblog io? (ireo blaogy nolazaiko tetsy ambony rehetra ireo dia afaka manova an'izany)

sy ny sisa.

Izay no nilazako hoe reccueil-na texte sy sary fotsiny ny skyblog fa tsy mirindra.

lapino> io no mahazo kill be indrindra satria io no tsotra indrindra :-) fa tsy izay tsotra rehetra dia tsara avokoa :-)

Mitovy amin'ny hoe hividy sarety sy hividy fiarakodia... be ny manana sarety satria iny mety mora ny mampiasa azy sns.
12. boblabi ( 02/06/2006 08:27)
fiaritiana:

Salama daolo!

Mba saika hanontany hoe ahoana kay ny mi-créer WEB SITE (PERSONNEL) azafady indrindra zé mahay!

Misaotra Tompoko


Raha site web no tianao hatao fa tsy blog dia ny google page creator anisan'ny mora indrindra ny mampiasa azy.
Mila manokatra compte google (gmail) fotsiny raha tsy mbola manana.
Jereo : www.pages.google.com

13. hery ( 02/06/2006 08:38)
bolbabi> ie, io koa dia anisan'ny tsara. Pages isankarazany.

Efa nandramako ihany koa indray mandeha http://heriniaina.eugene.googlepages.com/

14. fiaritiana ( 02/06/2006 19:38)
azoko ny tianao hambara ry hery a!fa na izany na tsy izany aza atao hoe ratsy indrindra izy!!
15. fiaritiana ( 02/06/2006 19:39)
merci boblabi! aoka aloa fa handramako io notenenin ise io!:-*
16. lapino ( 03/06/2006 01:34)
fiaritiana, tena isan'ny ratsy indrindra mihitsy ny skyblog ka! (mbola tsy nahita ratsy noho ny skyblog aloo za e :-p) Ny fahitako azy, ny nampatanjaka azy angamba dia:
- isan'ny voalohany nanome tolotra blaogy izy
- nisy an'ilay chaine radio skyrock ni-booster an'azy. Io radio io manko no tena mahafatifaty ny ankizy 10-20 taona. Dia ohatra an'izay daholo ny ankabeazan'ny mpanao skyblog, dia ohatra an'izay koa ny feeling skyblog.
- noho ny habetsaky ny kil, dia tsy maintsy ferana ny tolotra omena (minimum fotsiny), mba tsy hahasarotra ny resaka moderation sy ny resaka securité. Dia izay no mahatonga azy tsy hanana galerie photos ohatra, tsy afaka personnaliser-na ny endriny, sns ...

Fa raha ny blog mety hahazaka website perso (arakaraka an'ilay site) dia ireo lazain'i Hery ireo.
17. fiaritiana ( 03/06/2006 15:02)
tsy koi zany fa ratsy zany!!
18. fiaritiana ( 03/06/2006 15:04)
tsisy ratsy sy tsara fa mahaiza misafidy! de tte façon, tsy resaka blog no nangatahiko teto fa momba ny fanaovana site web!hors sujet aby nareo!
19. hery ( 09/06/2006 14:58)
Tsy hors-sujet kah.

Ny web personnel am'zao dia blog no ankamaroany. Azo atao site personnel tsara mihitsy ny blog... raha toa ka blog mahafeno an'ireo conditions nolazaiko teo ambony ireo.

Inona no ilaina amin'ny site web?

- Page maromaro misy sary.
- Menu ahafahana mifandray amin'ireo pages ireo
- Ny logo mba personnel

Ireo rehetra ireo dia vita amin'ny blog (raha tsy skyblog no ampiasaina)

Be dia be ny olona manao an'izany.

Mazotoa e
20. fiaritiana ( 10/06/2006 08:28)
mcii t@ fanazavana

lé site web mihitsy no tsy haiko manokatra azy:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2499