Pronostic
1. fiaritiana
(
14/10/2006 22:55)
iza zao no tena mba hitanareo fa ho lany eo??
novalian'i lagoon ny 02/11/2006 15:45
2. lagoon
(
14/10/2006 23:02)
Ireto feno sondazy:
http://www.sobika.com/election-madagascar.htm
http://www.generation-gasy.com/index.php
http://www.1001-votes.com/vote/voter.php?idv=13196&lg=fr
http://www.tim-madagascar.org/sondage.php3
http://www.koolsaina.com/
Ary iza no mba hitanao fa ho lany eo?
Ny ahy efa mazava angamba raha jerenao ny post-ko rehetra.

3. Zina
(
15/10/2006 00:16)
hihiih za sady nijery no sady nivoty ko tsy ratsy ka.. Ny olona gasy aty ivelany hono tsy mahazo mi-voty?
4. fiaritiana
(
15/10/2006 10:48)
ié tsy mahazo ono ry Zina a!
zà koa sady nijery no nivôty misaotra an i lagoon t@iny alou, ny ahy ve no anontanian i lagoon?Ra8 iany e!!
zà koa sady nijery no nivôty misaotra an i lagoon t@iny alou, ny ahy ve no anontanian i lagoon?Ra8 iany e!!
5. raygasy
(
15/10/2006 18:12)
ok fa merci e!zay aloha nivoty e!fa mbola R8 ihany aloha no lohany e!milay aloha ilay fanomezana vao2 fa misahotra @fanapina e!
6. fijo
(
16/10/2006 14:41)
mbola izy ka,iretsy sasany toa hampidera fotsiny fa manana vola hilatsahana
7. Zina
(
16/10/2006 15:37)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 16-10-2006 16:41:08
Lohateny : Re : Pronostic
mbola izy ka,iretsy sasany toa hampidera fotsiny fa manana vola hilatsahana
Izay vola hanaovana an'io election io ka raha tsy vofidy tonga dia tokony hanamboarina ny Dago kle...
10. fijo
(
17/10/2006 22:03)
ny olana anie dia izao e.manana hilatsahana,ok,fa manana hanaovana propa koa ve??????eo toa tantara be ko
11. Bema25
(
18/10/2006 17:15)
milay alo le pronostic nareo fa samy manana ny favory io. Fa ny mahagaga oa lasa aiza le kandida silamo e? to tsy nirotsaka ndray so ....Nenay alo di tsy hay tsy hay fa amnareo zao izy no tena favory, be tongotra @ ity hazakazaka ndray maka ity . tsy an'ny kely vola io fijo an lao ze be sosy no handrombaka ny amboara. Diso ve ny tenanay @ zany Mbo valio kely oe ry namana isany .merci
12. fijo
(
18/10/2006 20:11)
izay mihintsy anie no tiako lazaina e.raha vola hilatsahana fotsiny,samy mahita ihany,fa ny hanaovana ny zavatra rehetra avy eo,mbola aiza????
13. mandrindra
(
19/10/2006 14:31)
misy izao kandidà hitako hoe manalabaraka ny tenany satria na ny caution aza tsy voaloandry zalahy.
15. ronaldo09
(
20/10/2006 12:58)
Lahiniriko sy Ravalo no hitako fa hiady ny fihodinana faharoa .Kivy manko aho fa nosomparana i Pierrot nefa iny no afaka manjera an-dRavalo eo.
16. narima
(
02/11/2006 15:20)
mba mifandray sy miresaka @ karazan'olo maro aho fa toa tene nahavita zavatra betsaka tokoa Ra8. Ary ny nahagaga ahy hatramin'ny olona tsy tia azy no milaza hifidy azy fa nahavitabe teny faritra misy azy reo hono.
17. lagoon
(
02/11/2006 15:45)
Izaho aloa dia i Ravalo e.Tena tsy htako maintsy ireto kandida ao @ opposition hahavita izay nataony.
Na i Pety na i Rolland dia tsy nihetsika firy akory,nefa tanànà kely noho i Iarivo ireo nosahaniny ireo.I Ravalo dia nahavita be mihintsy tetoIarivo izay vao nilatsaka ho prezy.
Na i Pety na i Rolland dia tsy nihetsika firy akory,nefa tanànà kely noho i Iarivo ireo nosahaniny ireo.I Ravalo dia nahavita be mihintsy tetoIarivo izay vao nilatsaka ho prezy.