Liste des messages

Liste des messages, inserés par lagoon, par ordre de date
lagoon ( 04/05/2013 00:07)
Tsy namandrika ny tenany ihany ve ity Rajoelina??
Nilatsaka tampoka fa tsy manaiky ny filatsahan'i Lalao Ravalomanana,nefa voatery mi-démissionne aloan'ny 24 Mai 2013 izao i Rajoelina raha tena te handray anjara @ ilay fifidianana. Ny loza anefa dia... suite
répondu par Miharena le 04/05/2013 19:42
lagoon ( 07/04/2013 10:43)
Miady an-trano foza,tsy manaiky an'i edgard ny foza kely!Mouahahahaha
http://youtu.be/hFCMO6AuHmU Mbola aiza re izany. Nitetika be ho Edgard Prezidà ,Djoelina PM i Djoelina.Mbola ho lava ity laolao ity.... suite
répondu par misratana le 27/04/2013 08:48
lagoon ( 31/03/2013 16:41)
Amateur whisky.
Iza no mba amateur whisky sy mba mirevy whisky? Ilay izy tsy hoe mahalany tavoangy 1 na 2 isaky ny misotro fa ilay tena mankafiha azy na dia conso 1 monja aza. Ny ahy alo dia whisky avy any Islay (Eco... suite
répondu par 5laody le 04/04/2013 18:24
lagoon ( 12/03/2011 12:01)
Hanomboka tsy ho ela @ izay ve i 2012?
Ity alerte ity dia efa t@ voalohany volana Martsa no nivoaka ka halefako ho anareo eto. hampitao ny hafatra. vitsy ny olona hino.ary marobe kosa no hilaza fa minomino foana ny sasany. Efa ela aho no n... suite
répondu par Miharena le 25/03/2011 19:07
lagoon ( 22/02/2011 21:44)
Mandriaka ny rà,aloan'ny hatongavan'ilay Antikristy sy ilay Nouvel Ordre Mondial!!
Lybie,Yemen,Barhein...teo Egypta,Tonisia...efa mananontanona i Iran,Rwanda,Cote d'Ivoire,Chine,Djibouti,Gabon,....manomboka misy fiantsoana hikomy koa any Etazonia... Madagasikara koa efa hipoaka ny s... suite
répondu par varygasy le 24/03/2011 19:10
lagoon ( 07/02/2011 13:17)
Le 4ème cavalier de l'Apocalypse est apparu en Egypte
http://www.youtube.com/watch?v=G8U_ZQXGnX8&feature=player_embedded... suite
répondu par niryna le 19/03/2011 06:00
lagoon ( 02/02/2011 21:38)
Jiosy i Pape Benoit 16,ary mbola betsaka ny ho voafitaka!!!
http://resistance-catholique.org/videos_html/2010_VS-B16.html http://le-projet-juif.com/?p=3504... suite
répondu par majesty le 26/02/2011 08:09
lagoon ( 21/12/2010 17:20)
Izao no antony tsy hitiavako ny fivavahana.Mamao-fady ny FPVM.Ny ankizy akoa tsy hijery!!!
Izao koa no antony nanidin'i Ravalomanana io FPVM io. Fa dia lasa mpanongam-panjakana daholo ry leirony !!! http://collectif-gtt.org/content/21122010-fpvm-antaninanandrano-fanalana-devoly-miendrika-... suite
répondu par ainania19 le 04/02/2018 16:26
lagoon ( 12/11/2010 17:11)
maninona kay ny christianisme no tsy mety afaka @ materialisme?
maro dia maro manko ny kristianina no toa lasa diso tanjona ka lasa ny marche de consommation sy ny materialisme no tanjona eo @ fiainana? nadika vilana ny fampianarana kristianina ve?sa tena izay no ... suite
répondu par niryna le 12/12/2010 03:05
lagoon ( 29/03/2009 20:33)
Teniny Filoha Ravalomanana androany 29 Martsa 2009
http://www.tim-madagascar.org/media/20090329.mp3... suite
répondu par xxx le 30/03/2009 05:59
lagoon ( 28/03/2009 21:12)
Courazy RAZILY E!!
[URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=razily1.jpg][IMG]http://img11.imageshack.us/img11/1290/razily1.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=p1030452o.jpg][IMG]http://im... suite
répondu par Andribe le 28/03/2009 21:34
lagoon ( 04/03/2009 11:12)
LOZA BE ETSY AMBATOBE
HIAKA ANY AN'EFITRA Efa nantsoina tsy nisy navahana Hatrany atsimo ka hatrany atsinanana Natao antso mafy hipàka ambovonana Ka nandre daholo ny hatrany am-piangonana Siahina ny atsy,kop... suite
répondu par fijo le 04/03/2009 20:52
lagoon ( 21/02/2009 10:17)
Hangataka fiarovana any i Ravalo i TGV fa matahotra.
Hangataka protection any @ i Ra8 i TGV fa matahotra ny ho faty satria tsy tafa ilay mission.Izay ilay ry zalahy a!!Tsy vitan'i TGV ilay izy,very vola fontsiny ny sasany avy any Neuilly ka tezitra mafy... suite
répondu par gran le 21/02/2009 19:11
lagoon ( 16/02/2009 18:04)
Ho an'izay mbola tsy nahita!
Hiangaviana mba hamoaka mosoara ny sasany e!!! http://www.youtube.com/watch?v=KY8WXKWkf08 http://www.dailymotion.com/htantely/video/14089616... suite
répondu par gasyjean le 17/02/2009 13:51
lagoon ( 11/02/2009 19:41)
"ALEO ALEFA" hoy i Dolli,ity ny porofo.
http://www.youtube.com/watch?v=ZTcm8spNoEU&feature=related Ka ahoana e?Sa lazaina fa montage indray ity vidéo ity??... suite
répondu par tarzand le 12/02/2009 09:28
lagoon ( 03/02/2009 19:12)
Fanaovam-beloma ilay ex-maire de Tana teny @ 13 Mai androany
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/1066/2zjqm2j91024ou5.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://g.imageshack.us/img168/2zjqm2j91024ou5.jpg/1/][IMG]http://img168.imageshack.us/img16... suite
répondu par nyavo2000 le 04/02/2009 07:03
lagoon ( 02/02/2009 21:00)
Sary androany 02-02-09 teny @ 13 Mai;hivanitaka sa hidongy?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img513.imageshack.us/img513/2402/wxxyhwdk1024tn4.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://g.imageshack.us/img513/wxxyhwdk1024tn4.jpg/1/][IMG]http://img513.imageshack.us/img51... suite
répondu par Fanhaiky le 10/02/2009 07:11
lagoon ( 01/02/2009 21:52)
Tandremo kofina indray ny TGV,mba henoy kely ny vahoaka!!
http://video.google.fr/videoplay?docid=-7500959302920013735&hl=fr :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D Ilay kabary @ farany dia kadô ho an'ireto TGV.... suite
répondu par tsiafoi1 le 02/02/2009 07:55
lagoon ( 31/01/2009 13:29)
Izao ve no vahoaka Malagasy?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img187.imageshack.us/img187/5869/event3101092ap9.jpg[/IMG][/URL] [U... suite
répondu par tsiafoi1 le 02/02/2009 12:59
lagoon ( 29/01/2009 18:39)
Ravalo sy ny gvt vonona hanarina ny firenena sy hanamboatra
Izany ka Filoha,tsy manaiky lembenana ary vonona hatrany hiasa ho an'ny firenena.Na dia nopotehan'ireto jomaka TGV aza ny tanàna. I TGV mitady toerana PM nefa tsy misy programa. Ouverture de VIVA T... suite
répondu par tsiafoi1 le 30/01/2009 07:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1354