Izao ve no vahoaka Malagasy?

1. lagoon ( 31/01/2009 13:29)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img187.imageshack.us/img187/5869/event3101092ap9.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img187/event3101092ap9.jpg/1/][IMG]http://img187.imageshack.us/img187/event3101092ap9.jpg/1/w500.png[/IMG][/URL]

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i tsiafoi1 ny 02/02/2009 12:59
2. Noue ( 31/01/2009 13:31)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. Noue ( 31/01/2009 13:32)
tsy himehy loza aho kle'tieeeeeeeeeeee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 31/01/2009 13:37)
:( :( Ze tena marina avoaka...
5. akamatiana ( 31/01/2009 13:42)
efa azoko antsaina , fa le alaina ety ambany mantsy io tena ohatra ny bedabe a =)) =)) =))

kay ny serasera manana paparazi mahiratra be kle =)) :-$
6. lagoon ( 31/01/2009 13:43)
xxx,

Io no teny @ 13 Mai androany,nandritra ny kabarin'i TGV.Io no marina ka ahoana?
Havelao aloa izahay hivanitika!!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. rakaroka ( 31/01/2009 13:43)
Solontena ireo no fiheverako azy, ary bien sur isan'ny vahoaka malagasy fa
tsy amerikana aloha e! :lol: :^) :^) :^)
8. bezoky ( 31/01/2009 13:45)

Iny izy ko ny marina ahoana e? sa atao hoe: 2000 :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. akamatiana ( 31/01/2009 13:47)
andian'oul oa :lol: :lol:
10. xxx ( 31/01/2009 13:48)
Mahagaga; ra8 zany tena tsy mandray andraikitra mitsy... Jeneraly Dolin sy i Andry ngeh mpanankorontana tena tokony nosamborina teo mitsy eh.... Olona vitsy kely reo inona no dikany??? Ra8 Tena tsssss :evil:
11. tsinjo ( 31/01/2009 13:53)
hahaha aleo alou hivanitika eeeeeee ,sady asiany fimehezana hahahahahaha, mapme hahahahah :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :D :D :D :D :D :D :D :-P
12. xxx ( 31/01/2009 13:54)
Be dia be rehefa alaina avy aty ambany

:-D :-D :-D :^)
13. rakaroka ( 31/01/2009 13:58)
Ka 'lay ati-doha mikotrika maaaaro tsy hita vatana eo am 13 mey satria raha ny marina dia mielim-patrana eran-tany wa rizareo! Heu... tena marina ity fa nisy fotoana tetsy amin'ny ambassade de france aho, dia miresaka mivantana amin'ny eo amin'ny 13 mey rizareo, à la même heure, dia anefa mifandray amin'ny namana maro hafa koa en meme temps! donk ilay camera naka sary teio amin'ny 13 mey anie ka voafetra ny "Champs de vision-ny"! fa raha ny marina mihoatra noho ny azo sary ny olona ambadika manotrona sy manohana iy hetsika! Aoka hazava! :idea: :wink:
14. lagoon ( 31/01/2009 14:06)
rakaroka,
Aza marary fo moa e!!

http://www.tim-madagascar.org/content/view/255/1/
15. tsinjo ( 31/01/2009 14:08)
:-D :-D :-D ka nareo mivantana ohatra ny oe bedabe fa refa tazanina mbony kay manawain :-D :-D
16. Ralitta ( 31/01/2009 14:08)
Tena mba tsy izy kosa zao le, tena tokony hanao action amzay Ravalo sao inoan'ny tsy mahalala ity Autoproclamation tsy mandeha am fandehany ity! Tairo ravalo fa ela loatra fa hanampy anao koa izahay mpanaraka anao a!!! Ampiharo ny lalAna misy e!!!
17. badboy ( 31/01/2009 14:10)
18. zakilinina ( 31/01/2009 14:10)
Misaotra indrindra ry Lagoon. Noheveriko fa vazivazy ilay hoe 2000 fotsiny hay ka tena marina tokoa. Izao no tonga amin'ny fitenenana hoe "olon-tokana tsy mba vahoaka". Aelezo io sary io raha azo atao. Misaotra.
19. badboy ( 31/01/2009 14:14)
L'épreuve de force a débuté par une guerre des télévisions. Marc Ravalomanana a fermé, en décembre, Viva, la chaîne privée de son rival, après la diffusion d'une interview du président déchu Didier Ratsiraka, qui vit en exil à Paris. Le 17 janvier, Andry Rajoelina a réuni quelque 30 000 partisans sur la place du 13-Mai, haut lieu de la contestation malgache. Les rassemblements ont dégénéré lorsque les manifestants ont saccagé le siège de MBS, la station télé présidentielle, ainsi que des magasins appartenant au chef de l'État. Réputé pour ses réactions irrationnelles, Marc Ravalomanana a refusé d'employer la force pour endiguer les émeutes. «C'est moi qui ai donné l'ordre aux militaires de ne pas intervenir. Il faut bien gérer la crise, sinon cela aurait été un bain de sang», a déclaré le président malgache. «C'est lui, le maire, qui est l'initiateur des troubles», a-t-il ajouté. Son adversaire a paru d'abord désemparé face à l'ampleur des dérapages, mais il semble décidé à poursuivre son bras de fer. «TGV» fustige plus que jamais un «recul des libertés» et la «spoliation des terres malgaches» via le projet agricole du colosse coréen Daewoo.

D'après le Financial Times, Daewoo a obtenu du gouvernement une licence gratuite pour cultiver 1,3 million d'hectares de terrains arables considérés comme sacrés selon le culte malgache des ancêtres. La société coréenne prévoit de fournir près de la moitié des importations en maïs de la Corée du Sud, un pays très peuplé disposant de peu de ressources agricoles.

http://www.lefigaro.fr/international/2009/01/30/01003-20090130ARTFIG00006-les-emeutes-fragilisent-le-pouvoir-a-madagascar-.php
20. zakilinina ( 31/01/2009 14:14)
Betsaka amin'ireo 2000 ireo aza no jiolahimboto. Ireo namany aza tsy nanaiky niverina intsony androany fa efa nahazo gonim-bary. Faly dia faly aho fa mbola olom-bitsy ireo jiolahimboton'Antananarivo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0913