Izao ve no vahoaka Malagasy?

21. lagoon ( 31/01/2009 14:15)
badoboy,

:-D :-D :-D :-D :-D :-D

Sary teny @ 13 mai androany no sujet fa tsy teny Ambohijatovo t@ tapa-bolana.
Hors-sujet i badoboy,hors-sujet tahaka n'i TGV.
22. zakilinina ( 31/01/2009 14:16)
Tena hors sujet tokoa. Menatra aho raha izaho no havan'ity DJ ity. Raha izaho izy mametra-pialana tsy ho ben'ny tanàna intsony. :-D :-D :-D
23. badboy ( 31/01/2009 14:17)
La tension monte à Antananarivo

La radio “Viva” bâillonnée à son tour


Le week-end dernier a été riche en évènements dans la capitale. Le plus saillant fut sans conteste le succès du deuxième meeting, convoqué par le Maire de la Capitale sur la Place de la Démocratie à Ambohijatovo. Dans la foulée de l’inauguration de ce site, les observateurs étrangers, venus en nombre, ont confirmé les estimations des organisateurs ; plus de cent mille manifestants ont rempli la “Place de la démocratie” puis se sont rendus sur la célèbre Place du 13 Mai, avenue de l’Indépendance, à la suite de l’appel du Maire Andry Rajoelina.

http://www.temoignages.re/article.php3?id_article=34812
24. zakilinina ( 31/01/2009 14:19)
Sujet hafa hoà ny anao badboy. Jereo tsara ny androany : 2000 :-D
25. Jackychan ( 31/01/2009 14:20)
badboy:





Tena taraiky be ny sarin' ny namana zany :-D :-D :-D Tamin' ny sabotsy zahay dia tgv, dia tonga teny fa nanantena demokrasia fa androany 31jan zao zahay nahita ny regarega be nataon-dRa TGV sy nahafantatra hoe iza no mpanohana azy de TSY TONGA TENY TSONY ZAHAY FA ALEONY RA8 IHANY FOREVER :-D :-D :-D
26. lagoon ( 31/01/2009 14:20)
badoboy,

Tena hors-sujet mihintsy oa!!
Androany no resahina fa tsy ny omaly.Efa diso fanantenana sahady ny olona.
ary tena bado mihintsy ilay boy ity!!

:-D :-D :-D :-D :-D
27. zakilinina ( 31/01/2009 14:24)
Tena bado tokoa izy io. Tsy mba nahazo gonim-bary iray akory aza. Vendrana be :-D :-D :-D
28. badboy ( 31/01/2009 14:25)
lagoon >> AIZA NY DATY MANAMARINA FA NY FIHETSEHANA ANDROANY 31/01 TENY @ 13 MAI IO SARY ALEFANAO IO RANAMANA????

Raha olona 2000 izany tsy hampijanona ny fiainampirenena, saingy tsy 2000 fotsiny ilay izy fa mihoatra avo zato heny!! Ho adala ve i Ravalomanana ka tsy hainy ny hamputsahatra hetsika tsy mahasarika malagasy mihoatra ny 2000?? Mba alalino ihany ranamana fa tsy ny fampitàna vaovao diso akory no hahatafita ny malagasy rehetra!! Fomban'i Ratsiraka io nilmaza hoe 2000 fotsiny io no tonga migrevy rehefa nataon'ny gazety vahiny interview izy, saingy ny nahagaga dia ilay lazainy fa 2000 no nampiongana azy!! Tena 2000 ve??? Sa rehefa i Ravalo dia tena 2000?? :^) :^) :^)
29. rakaroka ( 31/01/2009 14:28)
Tena iza aza no vendrana klé? Ny titren'ny size tsy misy daty,
Ny nanokafany izany tsy nametra ny hypothèse hoe ny 13 mey ihany dia ny saina voafefin'ny 13 Mey! Dia efa marary tsy ny (l) ihany fa ny saina koa marina!
30. badboy ( 31/01/2009 14:33)
Hay kay ilay source an'ilay sary Tiko Madagasikara :-D :-D :-D :-D
31. lagoon ( 31/01/2009 14:33)
badoboy,

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img220.imageshack.us/img220/167/20090131loinlx6.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img220/20090131loinlx6.jpg/1/][IMG]http://img220.imageshack.us/img220/20090131loinlx6.jpg/1/w640.png[/IMG][/URL]
32. badboy ( 31/01/2009 14:39)
rakaroka >> Aza maka lagy @ io laginina io fa efa tsipaky ny miala aina ny azy!! Jereo fotsiny ilay loharano nipoiran'ilay sary TIKO MADAGASIKARA!!!! Ca en dit long............................................................................................................................... :-D :-D :-D :-D :-D
33. zakilinina ( 31/01/2009 14:41)
Tena 2000 tokoa ireo ry bado sy rakaroka. Tena olon-kendry ra8 ary tsy tia rà mandriaka. Raha ireo olom-bitsin'ny 13 mey, hoy izy, no notoherin'ny miaramila tamin'ny fitsenana makotrokotroka an-dra8 teny Ivato, izay nahitana olona aman'hetsiny, dia ho nisy ny rà mandriaka.
34. lagoon ( 31/01/2009 14:43)
badoboy,

Jereo raha mana ity sary ny TIM e?

Efa saika tsy hamoaka ity sary tiy aho nefa dia aleo ho hitan'ny be sy ny maro ary!!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img149.imageshack.us/img149/8563/event31010903zj1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img149/event31010903zj1.jpg/1/][IMG]http://img149.imageshack.us/img149/event31010903zj1.jpg/1/w640.png[/IMG][/URL]

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. Noue ( 31/01/2009 14:45)
tao @ sobika aloha nilaza fa 2000 personnes eee
36. badboy ( 31/01/2009 14:46)
KOBO BE ILAY DESINFORMATION : "Des dizaine de milliers de personnes se sont rassembées dérrière le maire d'Antananarivo et se sont dispersés dans le calme.... On craignait l'affrontement entre la foule et la force de l'ordre mais tout s'est déroulé dans le calme....."

http://www.france24.com/fr/20090131-le-maire-antananarivo-proclame-charge-pays-rajoelina-madagascar
37. rakaroka ( 31/01/2009 14:50)
Raha hanisa ny vahoaka anie tsy hoe maka ampahan-tsary e.
fa en faite ny signatairen'ny pétition nanohitra ireo mpivaron-tanindrazana
fotsiny aza dia efa plus de 2000 .
Ka ny tsindriako fotsiny dia azo rirotina foana ny size rehefa tsy précis, io tsy
voafetran'ny fakan-tsary na ny eritreritrareo, fa rehefa entina eto amin'ny forum dia mahita ny tsy hitanareo koa ny hafa. Manana ny vision tsy voafetran'ny fakan-tsary izy no tsy voafetran'ny eritreritrareo koa!
Ary vahoaka aby ireny rehetra ireny na hoe mieli-patrana aza! :wink:
38. lagoon ( 31/01/2009 14:51)
Eny Iavoloha daholo izao ny mpanao gazety rehetra.
Hanao fanambarana ny Filoham-pirenena Marc RAVALOMANANA.
39. Noue ( 31/01/2009 14:52)
ny tanora oatrazy fotsiny kay no tao klet'ieeeee !
40. zakilinina ( 31/01/2009 14:54)
kajy
2 tapitrisa eo ho eo ny mponin'Antananarivo
2000 : 2000000 = 1/1000 na 0.1%
Amiko dia tsy ho lany ben'ny tanàna intsony akory io bandikely io raha averina ny fifidianana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087