Izao ve no vahoaka Malagasy?

61. Noue ( 31/01/2009 16:39)
efa eny ivato ravalomanana zao eee! ary hanao conf de presse
62. patrick2002 ( 31/01/2009 16:44)
dia mba tantarao aza eh! ataovy texto ah! fa sao dia desinformation indray ,na rehefa ny analyse nao dia lazaivo hoe ny fandinihako azy fa tsy fandinihany vahoaka malagasy ,na ny hevitrao lazaina fa hevitry ny vahoaka malagasy :P :P
63. bozyboleta ( 31/01/2009 16:49)
Mapme hoa reo mpitazandavitra voky habobo :lol: :lol:
Vokisan'ny gazety vaza karibonetra de homana ery.
Ny sasany moa marary fo ery :cry: :cry:
64. akamatiana ( 31/01/2009 16:52)
eny wa ry bozyboleta
65. badboy ( 31/01/2009 17:02)
Ye tsy teny @ 13 mai en direct ilay nampita vao² vahiny fa teny @ lune feno extraterrestre!!! :-D :-D :-D :-D
66. Herimiafina ( 31/01/2009 17:32)
Ilaina foana ny jery lavitra satria rehefa ao anaty fofona ianao dia tsy maheno intsony no tena marina! :-D
67. Noue ( 31/01/2009 17:35)
atsy ambadika ny tohiny eee
68. mala ( 31/01/2009 17:52)
noviana ary t@ firy io sary no nalaina????
ianareo ané ka azoko andefasana sary ao @ 13 Mai fa sary t@ Alakamisy 29 (Tana ville morte) nefa teneniko hoe androany io...d aona zany io sary @ voalohany io tany ny tenany fa tsy io fotsiny no tao
69. jentilisa ( 31/01/2009 18:22)
izao e! jereo ny aloky ny gara fa mahafantatra ny andrefana sy ny atsinanana avokoa izay efa teto Antananarivo. Koa raha tratran'ny aloka sahady ny rindrin'ny gara hitantsika nef any andromibaliaka be dia mazava fa atoandro no nakana io sary io ary manahy aza aho fa tamin'ny faraparan'ny kabarin'i Andryizy io no nalaina! mba fety rehefa mijery sary e!
70. patrick2002 ( 31/01/2009 19:07)
ka aiza nareo ra jentilisa no hivory fa may ny Magro siege ny TIM ah!
Mbola tsy hanova famindra ihany ve ny filoha Ravalo-panana
Mbola handray baiko sans hesitation ni murmure ihany ve ianareo TIM .
71. zakilinina ( 31/01/2009 19:29)
Voalazan-dRa8 fa hatolotra ny fitsarana amin'izay ilay bandy kely tsy matotra. Aleo kokoa izy atolotra ny fitsarana mba higadra ôtran'i Pety fotsiny fa ndrao dia maty amin'apà fotsiny. I Pety mpitari-tolona aza nadinon'ny namany.
72. patrick2002 ( 31/01/2009 19:36)
ka iza no mpitsara handray ny taratasy eo ny mpitsara rehetra izao efa manomana dossier hanagadrana an'i Ravolera kou .
Ianao ty marina ra zakilinina. :D :D
73. ikaretsaka ( 31/01/2009 21:05)
jentilisa:

izao e! jereo ny aloky ny gara fa mahafantatra ny andrefana sy ny atsinanana avokoa izay efa teto Antananarivo. Koa raha tratran\'ny aloka sahady ny rindrin\'ny gara hitantsika nef any andromibaliaka be dia mazava fa atoandro no nakana io sary io ary manahy aza aho fa tamin\'ny faraparan\'ny kabarin\'i Andryizy io no nalaina! mba fety rehefa mijery sary e!



Ok ..tsy hidirako ny politika fa mpanao taotrano no asako ary anisan\'ny niofanana io fijerena ny aloka @ trano io dia mba eritreritra sendra nandalo nataoko passion tsotsotra ny ni calcul azy

Longitude sy latituden\'analakely araky ny gps na carte tsotra: a=18s55 .... b=47e31 ...

Calculeo ny azimuth an\'ny aloka mampiasa rapporteur ..sin a=-(sin h cos b)/ cos a.....h manome alohan\'ny mitatao vovonana fa tsy aorianany.

Ho an\'ny mpilalao ordi ka mpanao 3d sy animations
Manaova solid lavalava anakiroa..na efajoro mitovy de alaharo de supposeo hoe ireo ny arcades ataovy maka sisiny 2
De asivo anakiray ery @ farany de supposeo hoe io ny gara.regleo ny position an\'ny camera .... dia mazotoa manao etude d\'ombres de ampitovio @ le sary....

->Entre @ 9 maraina sy 11 io....
74. ikaretsaka ( 31/01/2009 21:17)
Ny hoe be na kely tsy raharahiko fa raha hoe androany io no nalaina..de t@ io ora io...raha tsy androany moa de....asakasakareo
75. patrick2002 ( 31/01/2009 22:11)
ary ny valihanao io zao ry ika t@ firy no nitendrena azy. :lol: :lol: ary taiza toa misy miteny hoe tany singapoore hono :-D :-D :-D
76. badboy ( 31/01/2009 22:19)
ikaretsaka >> Ka efa fantatra nge ilay ora nakana ilay sary fa t@ 9 eh!! Tsy hiadinkevitra intsony ny @ iny satria efa be ny porofo!! Ny fitokanana @ alatsinainy indray no ho andrasana ny isa!! :-* :-* :-*
77. tsiafoi1 ( 02/02/2009 12:59)
Fitokonana tsy hinanan-kanina zany!!!
Ny anay ny miasa hatrany fa ze hifanosehan-jareo eo!!!
Ze KO atsipy eny ivelan\'ny ringa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079