Amateur whisky.

1. lagoon ( 31/03/2013 16:41)
Iza no mba amateur whisky sy mba mirevy whisky?
Ilay izy tsy hoe mahalany tavoangy 1 na 2 isaky ny misotro fa ilay tena mankafiha azy na dia conso 1 monja aza.
Ny ahy alo dia whisky avy any Islay (Ecosse) no tena reveko e,sady tourné no fumé (ohatran'ny fofona hazo may izany);Lagavullin sy Caol Ila no hitako tsara @ ireo.
Ny whisky Japonais koa izao dia mahavita azy, Hibiki 12 ans sy Nikka no efa nadramako fa mahavoa lavitra noho ny Chivas 12 ans.
Mba tantarao eto raha misy amateur any na manana club de dégustation mihintsy aza e!
novalian'i 5laody ny 04/04/2013 18:24
2. lova94 ( 31/03/2013 23:14)
Ny ahy indray ny rhum arrangé no arosoko ho an'ny olona izay mamangy ahy : rehefa mba mandeha voyage aho dia mitondra plante n'izay pays vanginko da alonako ao anaty rhum n'ilay pays. Io no mitahiry ny hanitr'ilay pays voavangy, et ça fait voyager : ny fofon tany, ny tantaran'lay pays sns....
3. milamm ( 01/04/2013 03:47)
sotra nitondra tony resaka tony lagoon, Islay whisky tokoa no faritra misy ilay whisky ankafiziko Bunnahabhain 1978 old & rare('BOO-na-Haven' no fiantsony scots azy vava-rano no dikanteny/mouth of the river) naotrika 33 taona amina barika hazo vao notsinjaraina ho @ tavoahangy 2011 manana fofona hazo may sy vanila, hanitra voankazo samihafa eo @ orona ary matsiro ambava malefaka tena favo atr@ zay mba efa nandramako io ka tadidiko tsara, malt ihany no ampiasaindry zareo ao (peat smoke no filazany ny style whisky avy ao io le lazainy lagoon etsy ambony tourne no fume) lagavullin koa ankafiziko ny ardbeg tsy voako fa sady mavesatra no maisatra @ vava ny caol ila kosa mbola tsy nandramako
4. lagoon ( 01/04/2013 16:21)
Henjana sy avo taranja be izany Bunnahabhain izany.Mbola tsy nanandrana aloa izaho e. ilay Bruichladdich io izao no tiako handramana raha misy okaz'.
Tsy mahavoa Ardbeg koa aho e,sady matetika tsy misy taonany ilay tavoangy mba zakan'ny tsena.
Caol Ila no Islay nandramako voalohany indrindra fa tonga dia voan'ny coup de foudre.Bowmore koa tsara fa gamme ambany kokoa.

lova94,
oadray dia misy rhum miaraka rongony ve izany ao @nao aho?
Tsy tonga dia 7ème dimension ve vao misokatra fontsiny ny tavoangy?
5. 5laody ( 04/04/2013 18:24)

lova94:

Ny ahy indray ny rhum arrangé no arosoko ho an'ny olona izay mamangy ahy : rehefa mba mandeha voyage aho dia mitondra plante n'izay pays vanginko da alonako ao anaty rhum n'ilay pays. Io no mitahiry ny hanitr'ilay pays voavangy, et ça fait voyager : ny fofon tany, ny tantaran'lay pays sns....


rehefa avy any
Pays-bas nareo dia inviteo ny tary e xD
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3552