Hangataka fiarovana any i Ravalo i TGV fa matahotra.

1. lagoon ( 21/02/2009 10:17)
Hangataka protection any @ i Ra8 i TGV fa matahotra ny ho faty satria tsy tafa ilay mission.Izay ilay ry zalahy a!!Tsy vitan'i TGV ilay izy,very vola fontsiny ny sasany avy any Neuilly ka tezitra mafy @ i TGV.
Hitany koa fa tsy miaraka @ ny tafika.
novalian'i gran ny 21/02/2009 19:11
2. gran ( 21/02/2009 11:13)
Ra8 lazainy hamono azy ndray ve hangatahany hiaro azy, tena mivika lery ra marina zany :o :o
3. Optik ( 21/02/2009 11:27)
TSsssssssss
Tézévé kosa nama masosotra a,
Zay ve rangah efa vonona androany hoe hamaky trano eny Iavoloha..... de zao lery tsy eo ndray ....
Non!
non!
non!
Put1 fait chier tézévé!!!
Zahay te handroba; te handroba fôna fôna!!
4. mosabe ( 21/02/2009 11:50)
gran:

Ra8 lazainy hamono azy ndray ve hangatahany hiaro azy, tena mivika lery ra marina zany :o :o



Aza miteniteny foand r'ily dondrona ity a !

I TGV angaha sahy nitonantonana tany A/tsorohitra valio ?

dotomp ...
5. gran ( 21/02/2009 19:11)
calm enao mosakely a! tsy kobonao nga le t@ radio viva T@ maraina 11h00 oe jerijereo tsara ry vahoaka ny cortezy mitondra ani tgv ho any @ 13 mai fa tady hisy hitoraka molotovy? aiza ary enao zany 8) 8) 8) :D , sa i ZAFY ndray no hitoraka molotovy azy eo?
ary @ sisa mba mandiniha tsara vao miteny fa sao tapaka lalandra eo enohhhh, zay za vao lazain'i andrywui oe pamono olona eo koa ra maty ny cardiak eo ko tuuuu. kalma, cool, zay bainina a, sur e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472