Courazy RAZILY E!!
1. lagoon
(
28/03/2009 21:12)
[URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=razily1.jpg][IMG]http://img11.imageshack.us/img11/1290/razily1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=p1030452o.jpg][IMG]http://img11.imageshack.us/img11/4444/p1030452o.jpg[/IMG][/URL]
Asa izay nanaovan'ireo Capsat Tontons Macoutes
anareo telolahy,fa tsy ho adinonay izao fihetsika fitiavan-tanindrzana nataonareo izao.Mahereza fa ny olo-marina dia tsy hadinon'Andriamanitra.
Tadidio fa izao mitranga ankehitriny izao eto @ tanindrazana dia ilay "STRATEGIE DU CHAOS" nataon'i Pinochet,nataon'ireo colonels tany Argentine,ary tany Brésil t@ années 70 ireny. Fampihorohona sy famonon'olona hitam-poko hitam-pirenena,ary fantatr'ireo firenena tandrefana tsra nefa dia navelany hitohy. Ka aza manantena ny hazo vonjy avy any ivelany isika fa isika vahoaka ihany sy Andriamanitra no tokintsika.
http://www.dailymotion.com/video/x8t0e9_28-mars-ambohijatovo-video-amateur_news

novalian'i Andribe ny 28/03/2009 21:34
2. Noue
(
28/03/2009 21:18)
dia mbola sahin'ireo miaramila ihany no nitifitra na dia lacry aza tsss :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
jereo anie ireto olona voasambotra anaty fiara ee ?? fa tena efa lasa biby ve ireto miaramila ireto ee ?? :evil: :evil: :evil: :^) :^) :^)