Miady an-trano foza,tsy manaiky an'i edgard ny foza kely!Mouahahahaha

1. lagoon ( 07/04/2013 10:43)
http://youtu.be/hFCMO6AuHmU

Mbola aiza re izany.
Nitetika be ho Edgard Prezidà ,Djoelina PM i Djoelina.Mbola ho lava ity laolao ity.
novalian'i misratana ny 27/04/2013 08:48
2. bazylou ( 07/04/2013 23:30)

hafa nyhoe miady an trano sy ny hoe tsy mitovy hevitra fa aza lany daty mampiesonaolona eo.

beuuurrk
3. nilex ( 08/04/2013 07:09)
Nijery tsara izahay tamin'ny télé.Niezaka nanafina ny VIVA fa ny télé hafa nandefa tsara mihintsy.Hazavaiko tsara ny zavatra itako tao tsy olona tsy mitovy hevitra mihintsy fa olona "NIVAZAVAZA" tsy mahalala menatra no tao fa aza amboamboarina an,tsy adala akory izahay.
Mino aho fa maro be koa no nahita an'iny.Mampalahelo raha antoko mihevitra azy ho lehibe toy ireny no manao fihetsika toy ireny indridra antokon'ny filoha.Midika izany fa antoko tandrametaka fotsiny io fa tsy azo hametrahana fitokisana mihintsy.Tsy vitan'ny tety ivelany ihany izy ireo no tsy mahay manaja ny lanimbahoaka fa izy samy ao anatiny ihany aza.
Ireny rehefa ny jiolamboto no mpikambana ao anatiny ko.Tena saina foza ara-bakiteny marina.Tena nahay koa ilay nametaka anarana ko.Raha toa izany ka olona hafa mihintsy no ho lany filoha eto dia mino aho fa ho rava avy hatrany ny antoko TGV.Mampalahelo e
4. andrywui ( 08/04/2013 12:12)
oudryyy ..!! fa inn ary ty mampinainaina be an'i nilex rey olona ooo
nilex a , 90mn anie ny match sur terrain fa tsy vao debut de oe naharesy i nilex de mitabataba be miantso megaphone eto amn serasera eto e !!! andraso ny 1ér mi-temp ,2em mi-temps sy ny firavan'ny match 90mn vao minainaina be eto nilex !!
kilalao vao manomboka ka efa mitady hanao lougarou sahady nareo !! hun hun hun hun

5. lagoon ( 08/04/2013 13:31)
Vakio tsara ity dépêche orange.mg ity.Nivoaka ny Alahady maraina t@ 8 ora maraina.

08h00 - TGV: Edgard Razafindravahy est le candidat investi par le parti TGV à l’issue de son congrès national pour le représenter aux élections présidentielles. Andry Rajoelina a rencontré dès hier matin les deux autres aspirants au titre, Hery Rajaonarimampianina et Camille Vital, pour leur annoncer personnellement qu’ils ne seraient pas le porte-fanion du Tanora Malagasy Vonona le 24 juillet prochain.

Date : 07/04/13

Izany hoe efa fantatr'i Rajoelina ny Asabotsy maraina ny kandida fa sinéma fampiesonana fontsiny no mody eo asiana "préliminaires"!!
Mbola tsy tena fifidianana akory dia efa hala-bato k'a aiza re izany e???
Normal be raha mipasaka ny antoko TGV.
Fa ny tena loza dia voajono @ io Edgard sy Hajo io ny Merina fa ny tena kandidan'i Fraçafrique dia i Pierrot sy Roland.


http://www.orange.mg/index.php?option=com_orangeinfo&Itemid=403&newscatid=4
6. bazylou ( 08/04/2013 22:47)
fa angaha kos amoa rehefatsy mifanaraka amin'ny sainareo tim di ahoe hala bato ?

io ry baina tsy quoi io n aiza apetraky tgv eo na iza. Fantatra fotsiny izao dia raikitra ny 24 jolay a.
Dia iza ary ny an'i tim e?? iza??? ilay vasa lahy ary andakira be lohalika ary ve ?? tsssssy poinsa e.

vive tgv

beuuurrrk
7. andrywui ( 08/04/2013 23:16)
fa nijery tao amn gazety ao raha reportage s'y n'y hafa ah fa mifanohitra tanteraka amin zavatra resahanity lagoon ty oa le izy e
Sao kosa nga de tsy mamaky tsara alou de vofitaky n'y zavatra vakingah e
8. andrywui ( 08/04/2013 23:38)
Sady inn ary no.mankarary kibo an'i lagoon amzany fa afera tokatrano ,adin'ny mpivady disadisa kely mahatsara fihavanana sady manamafy orina azy io ka enao miaingaainga mapme be eo
Aleo.vizana.any ze bevaka e de aleo.ko.zahay hanamafy eto.fa tsisy resaka lougarou ko.ne.eo.fa hevitra no.apiadina e
Maninn ko.ra n'y mapetipety anareo.jerena fa tsy manao.string midoladola.eo.i.lagoon.e sady mangatsitsika.iny no.haingo.nefa manaitra n'y entana.hiainga hujuhuju
9. nilex ( 09/04/2013 05:47)
Tena mampalahelo mihintsy ra bazy sy i rawiwi ko,tsy mba manadinika ny soavaly taingenana tsinona ko,soavaly be tongotra izao koa mbola antenaina ny handresy ihany.Tsy tokony efa handinitena ve nareo e?Toa mampihomehy foana ilay tgv an'lisany e.Fa tsy izay lany ve dia tokony ho ekena e,sa ilay saina mihintsy no efa feno lomotra ao anatiny ka ny hanohitra foana toy ny anareo mitsam izao.Aleo rangaha hifampikapoka vilany ao fa hivoaka ho azy ao ariana ao ny secret rehetra.Eo dia hilatsaka daholo ry vendrana isany fa tsy mba afaka ny hifanaraka dia hizarazara be ilay vato,tena vendrana marina ireto"TGV:Tanora Gasy Vendrana"sa ahoana ny fijerin'ialahy isany azy.Ary misy dikany matoa nataon'ny olona hoe foza ny anaran'ireo satria dia toe-tsaina foza be no ho entina.Soa ihany aloha fa faible be ilay foza fa raha ireo no lany eo toa ho very tanteraka i Madagasikara.
10. lagoon ( 09/04/2013 15:49)
Miscena koa i babazy si ouioui sanina a,
Na ianareo mi-tsamy aza tsy resy lahatra fa i Edgard no kandida tena izy koa no mba miaro azy eo.
Tohano raho io no tena kandida-nareo ary hantenainareo fa haharesy.
Tsy mihaotra ny 10% ny vaton'io eto Antananarivo.
Tairo ny fanimby!!!
11. andrywui ( 09/04/2013 16:01)
Afera tokatranon i tgv io fa tsy aferan i nilex s'y lagoon ka inn iany ary ty miwawawaxxa nareo mitsamy ty ....aleo.alaminay nenay de ze revenay s'y alatsakay eo.satria zay.kandida nay n'a.Camille io.n'a.vital n'a.hajo.n'a.edigara n'a.rajoelina.tampoka iany.huhuhu de tadidio.fa tsy maintsy lany.iny
12. nilex ( 10/04/2013 05:23)
Mbola tsy fay ihany ve ra wiwi ity e,efa indroa izay ialahy no nidona tamin'ny poto an.
1-tsy nilatsaka lavasanga,kepoka ialahy.
2-tafiditra indray i Lalao Ravalomanana,fanina indray ialahy.
3-ary hananto-tena tanteraka rehefa tsy ho lany ny candidat n'ny TGV.
Ialahy ange fantatro fa tsy mipetraka eto mada e,tsy fantatr'ialahy isany ny tena zava-misy eto.Ny any amin'ny ministera rehetra any.Efa leo daholo ny olona fa miandry io fifidianana io sisa hanilihina tanteraka ny tgv sy ny ekipany rehetra izay tena nanimba ny firenena tanteraka.
Tena marina ny tenin'ny namana teo ambony io fa tsy hahazo 10% akory ny tgv eto.Aleo handeha eo ny fifidianana hanaovana vava eto e.Izao ary moa mbola zaraina indray ny vato ko.Tena tsy misy saina ireo bandy ireo.
13. andrywui ( 20/04/2013 23:39)
o ra nilex a !! bandy eto amn tanana aradalana ah ry akama a ! ko raha tsy hery ah ka oe any ivelany no miforitra !! za lesy nilex eto a talatamaty eto amzao a ! tany a Imeritsiatosika ah iny prezida nitokana tany iny , ka lazainlah fa oe any ivelany ny kofy le !! ry lepika sy ry le dadabe angah de ye oe any ry zalah reny no bevava be avy any fa za nilex eto amn tanana a !! kozy e
14. misratana ( 27/04/2013 08:48)
Ary toa niady antrano ko ny tao amin'ny Magro tamin'ny fanendrena an'i Kalalao ho kandidan'i Ravol-manana???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0886