Teniny Filoha Ravalomanana androany 29 Martsa 2009

1. lagoon ( 29/03/2009 20:33)
http://www.tim-madagascar.org/media/20090329.mp3
novalian'i xxx ny 30/03/2009 05:59
2. Andribe ( 29/03/2009 22:05)
tsisy sary nga izy io ra lagoon 8) 8) 8)
3. xxx ( 30/03/2009 05:59)
zao vao hoe hojerena ny aminareo bekotro maro olatra! teo, teo am fitondrana milaza oe tsy mbola teraka aho tam'zany 1947 zany! tara loatra ra8 a! nanongo tena ny vahoaka malagasy rehetra tam teniny, menatra tanteraka, zany no nofidina ho filoham-pirenena! hita mihitsy olona mpivaro-dronono! soa lery fa efa nanome fahefana an'ny marasily de zao ndray mandainga! nts! ny nenina tsy aloha fa aoriana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1397