zao vao hoe hojerena ny aminareo bekotro maro olatra! teo, teo am fitondrana milaza oe tsy mbola teraka aho tam'zany 1947 zany! tara loatra ra8 a! nanongo tena ny vahoaka malagasy rehetra tam teniny, menatra tanteraka, zany no nofidina ho filoham-pirenena! hita mihitsy olona mpivaro-dronono! soa lery fa efa nanome fahefana an'ny marasily de zao ndray mandainga! nts! ny nenina tsy aloha fa aoriana e