Le 4ème cavalier de l'Apocalypse est apparu en Egypte

1. lagoon ( 07/02/2011 13:17)
http://www.youtube.com/watch?v=G8U_ZQXGnX8&feature=player_embedded
novalian'i niryna ny 19/03/2011 06:00
2. AndriambyII ( 07/02/2011 20:34)
???
3. AndriambyII ( 07/02/2011 20:49)
Hita be ilay izy hoe IDS !! lol !!
4. AndriambyII ( 07/02/2011 20:56)
Na izany aza mampihidy kely ihany . !
5. rijadolly ( 08/02/2011 14:38)
in lé IDS AndriambyII?
6. AndriambyII ( 08/02/2011 17:41)
Ambina sary tsy voafafa @ memoire na camera ny IDS .Jereo koa fa menamena daholo ny plage de vue .
7. rijadolly ( 09/02/2011 18:23)
Ny fijeriko azy toa écran' télé ilay nalaina sary tamin' camera satria nanondro tanana ry zareo nampiseho ilay soavaly, dia izay angamba ny antony nahamena ilay izy.
Faharoa manaraka izay, araho tsara ilay soavaly fa lasa eo anelanelan' olona, misy olona ao ambadikany sy ety anoloana manakaiky ny camera.
Tsy manamarina aho fa nandinika a!
8. dadabe ( 15/02/2011 05:05)
tsy azo ...tsy araka....tsy hay
9. lagoon ( 15/02/2011 20:11)
Tsy fantatro na IDS ilay izy na inona?Vidéo en direct nivoaka t@ TV bekintana ilay izy.
Na iny ilay "Projet bluebeam" atao essai na tsy fantatro.

Ny fahitako azy dia mihazakazaka be ny fahatongavan'ilay Anti-Christ!!
10. Fox40 ( 16/03/2011 09:45)
ny sasany mbola mihazakazaka fa ianao efa tonga!!!!!!!!!!
11. niryna ( 19/03/2011 06:00)

lagoon:

http://www.youtube.com/watch?v=G8U_ZQXGnX8&feature=player_embedded

reflection na jiro iny ry lagoon a
toy ny mpakasary manao sandwitch ihany io
Sary roa na maromaro no atambatra dia ahavitana zavatra hafa,efa mandroso ny tany ka na ny zavatra tsy hoeritreretina aza dia vita e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2966