tourisme
4. fiaritiana
(
02/12/2005 20:46)
ahoana marina moa no tena mahatonga io tourisme sexualy io? atao fitaovana fotsiny ve ny torista?
9. jennifer2
(
03/12/2005 17:08)
fiaritiana: koa maninona herimiafina raha be tati-bolana/ izy aza mba miverina t@ taloha indray koa.
10. Herimiafina
(
03/12/2005 20:13)
Fiaritiana: na, na ,na, et na, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Zah zao harovan'i jenifer2 foana an, hehehehe:-D:-D:-D:-D

11. fiaritiana
(
04/12/2005 00:18)
jennifer2:
fiaritiana: koa maninona herimiafina raha be tati-bolana/ izy aza mba miverina t@ taloha indray koa.
houn!ao fa tsy kasikasihako tsony ny herinjy an!
12. Herimiafina
(
04/12/2005 01:17)
Anjay ry fiaritiana herin'i herimiafina fa tsy herin'i jenny izany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
13. jennifer2
(
04/12/2005 01:53)
hoy fiaritiana:
houn!ao fa tsy kasikasihako tsony ny herinjy an!
F'angaha io heriko, sady afaka kasihinjy anie izy fa za tsy maninona e! izy aza ra vo maditra de bedesiko fa tsy arovako zany.
za rehefa henjy de arovako fa raha vo manao hadalana de tezerako.
Ary za hoy aho tsy mahay an'le manao copie e?