Tononkalo ho ahy!!

1. fiaritiana
(
13/06/2006 18:42)
Miarahaba antsika rehetra namana eto @ serasera indrindra ireo mpanoratra tononkalo mavitrika
Mba mangataka aho: mba hanoraty tononkalo aho momba ny anniversaireko mba ataoko fahatsiarovana anaty boky kely ny asa soratrareo ho ahy: @ 19 juin ho avy zao izy io ary handray 20 ans aho,misy fiononana ny anarko raha tianareo ampidirina ao anatiny.Afaka alefanareo @ mailko: fiaritiana@yahoo.fr na alefanareo @ ps-ko
Misaotra betsaka!
NB: tsy maninn na tsy vita alohan io andro io aza raha sahirana ianareo fa raisiko an tanandroa foana

novalian'i helitiana ny 13/09/2006 19:53

2. Fiffi
(
13/06/2006 19:04)
fiaritiana: heu...raha vao misy haingam-panahy de handray peniny eh! :)

4. vale
(
13/06/2006 23:16)
fiaritiana: ndryyyyy, tsy hadino aky an:-*, dia hiezaka hanoratra ho andry!! 20ans!humm ça mérite!(l)(rien n'est impossible à vingt ans: Lorie) ka arahabaina sahady izany njy alou eh!:D:-*:-*:-*:-*:-*:-*

8. arson
(
12/07/2006 11:44)
efa lasa lavitra be le 19juin e!nefa arabaina ihany e!
mbola tsy tonga ny haingampanahy fa alefa ihany @ manaraka e!=D=D
mbola tsy tonga ny haingampanahy fa alefa ihany @ manaraka e!=D=D

11. bobone
(
08/08/2006 04:27)
manahona!:D:!:
:oops::oops:
na de efa lasa aza akia ny daty de handefasako tononkalo in-dry an! any @ yahoo mifankahita !
*ok!
:oops::oops:
na de efa lasa aza akia ny daty de handefasako tononkalo in-dry an! any @ yahoo mifankahita !
*ok!

12. ramajik
(
17/08/2006 15:47)
Miala tsiny be akia
raha toa somary efa tara
ny fiarahabako an-dry
izaho raha teo tsy nahalala
nefa hoy ny fitenenana
aleo tara toa izay tsy misy
ka tsy hisian'ny fanenenana
dia indro teny vitsivitsy
tsy mba teny fandatsana
na koa teny fialonana
fa teny kely fiarahabana
Tratry ny 20 ranon'orana
Ka dia mirary soa hatrany
ho ela velona tokoa
hahita izay rehetra mamy
sy izay rehetra mahasoa
Nosoratan-dRamajik hoan'i Fiaritiana(Atsapan'i Mahazo,17.08.06)

13. simplex
(
17/08/2006 16:37)
=D=D=D=D=D
miady rima kosa an :D:D
tsara fa tohizo :°):D:D
Fiaritina: bonne fety, mirary soa :D:D
:-*:-*

14. herilanto
(
18/08/2006 12:21)
misaotra an'ireo rehetra nandefa hafatra rehetra fa mbola hitohy ny tononkalo izeay nangatahinareeo

15. fiaritiana
(
20/08/2006 20:41)
misaotra anareo rehetra eny na dé efa tara aza tsy maninn fa bisou bdb

17. Herimiafina
(
20/08/2006 20:45)
Ho an'i firitiana manokana.
=D=D=D=D
:-*:-*:-*:-*
^:^^:^^:^^:^
Miady rima tsara angamba ireo emoticone-ko ireo an! :-w
=D=D=D=D
:-*:-*:-*:-*
^:^^:^^:^^:^
Miady rima tsara angamba ireo emoticone-ko ireo an! :-w

18. bobone
(
24/08/2006 07:25)
:D:)(l)
Tena ao tsara ilay tononkalo e! tsy misy ho kianina fa mipetraka tsara @ toerany!Mankasitra e!Ramajik
mbola ho avy ny ahy e!aza matahotra:D:D:D
Tena ao tsara ilay tononkalo e! tsy misy ho kianina fa mipetraka tsara @ toerany!Mankasitra e!Ramajik
mbola ho avy ny ahy e!aza matahotra:D:D:D

19. fiaritiana
(
26/08/2006 23:56)
HM:kay nahazo bisou 4 be zà!! aiza daolo no asiana an reo??:-D:-D

20. helitiana
(
13/09/2006 19:53)
Tonga tsy fidiny ny aingam-panahy
Raha namàky ny hafatr'indry ho aho zah
Mino aho angamba fa tsy maninona loatra
Raha somary tara aho satria tsy afa-nanoatra
Tsy hanoratra eto aho akory ry Fiaritiana
Fa ny Yahoo-nao jerena sy vangivangiana .
Izay ary aloha fa mandra-panoratra
i ONITRA ihany mpankafy ASA SORATRA.