Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
2689 ( 05/01/2004 16:41)
finday.serasera.org
Malaza indray izao ny screensaver sy ringtones aty @ sehatra rehetra! Ny malagasy dia tsy mbola misy manao an'io raharaha io afa-ts'i http://www.madacom.com, kanefa tsy mahafa-po loatra! (Tsy misy Si... suite
répondu par 2689 le 01/02/2004 12:30
jessicac ( 05/01/2004 10:14)
mandany vola @ clip
tsy mba tonga saina ve ireny olona manao clip ireny e? Very fotsiny ny volany anaovana an'ilay clip sady na ilay hira aza tena ratsy b.Sa miheritreritra ny halaza izy? Misy mihitsy ny mamalana hira!!!... suite
répondu par zaira le 19/05/2005 12:51
adamilus3a ( 03/01/2004 18:50)
pokona mirevy Doc holliday
tena bô mirevy reny Doc reny za fa tsy mety mahita cd na cdv na dvd clip tsotra moba dry lerony sady bô te halala ko oe ahoana ny tantarany radex sy ny akamany sao misy mahalala nareo fa bô lazao ... suite
répondu par hardosy le 11/04/2005 21:20
bix ( 03/01/2004 13:53)
poopy sy ny momba azy
fa maninona no betsaka ny kil no milaza fa tena miavona be i poopy anefa tena mifanohirtra amin'izay ny tena izy eh !! dia mbola misy milaza koa fa hoe tena mijaly hono izy @ i lery izay indray aloha ... suite
répondu par fiaritiana le 04/11/2005 00:53
2689 ( 03/01/2004 13:28)
namana mpamitaka
Misy namana @ serasera eto namitaka. Tsy holazaiko aloha izy fa aleo hahatsapa tena. Lazainy @ mombamomba azy fa vehivavy izy, dé ny solonanarany rehefa avadika dia anaran-jazavavy! Hay kay ile... suite
répondu par fijo le 10/02/2004 10:52
xxx ( 03/01/2004 11:12)
diso v za!?
nisy ol zay niaraka t@ko fa nohony teny manondidina d nanomboka leo anazy ako!ary sarahako izy! ny olana d zao! tsy haiko b ny ihany zay atao fa tsy maintsy injay andro any ra fatantry ny fianakams f... suite
répondu par fijo le 23/01/2004 10:59
doris ( 03/01/2004 09:19)
Sida
Manahoana. Firy amintsika gasy no voan'ny sida, misy mahalala ve?... suite
répondu par isrine le 07/01/2004 18:15
hascom ( 02/01/2004 18:25)
MOt hafa
Ahoana kay ny fomba na teny hafahafa ahafahana mikoty sipa ankoatra ny teny mivantana be hoe "tiako ianao" .Mba omeo hevitra aho izay mahita fa tena tsy hitako izay ilazana azy ... suite
répondu par fijo le 02/02/2004 19:56
hascom ( 02/01/2004 18:21)
Fanalana hanatra
Ahoana kay ny fanalana henatra fa izaho dia sarokenatra be sady be trac be koa rehefa misy zavatra ataoko indrindra fa eo imason' olona (oh:t@ pazzapa dia trac bediabe no nananako ,,,) Ahoana no fana... suite
répondu par fijo le 08/01/2004 09:39
aly ( 02/01/2004 15:48)
Fandalovana ao Tana
Inona no mety hatao mba hanaovana vakansa tsara ao Tana miaraka @vadiama-janaka no sady hafaka mandray iero namana nefa tsy manelingelina ireo fianakaviana eo antoerana satria ao @ dada sy mama dia ef... suite
répondu par kitjo le 19/03/2004 18:37
lema ( 01/01/2004 16:50)
"tsy ampy tsy lany......
tena mba tsy azoko ry zalahy fa misy bandy efa manambady na manana sipa dé mbola manenjika makorely ihany.sa zay ve lé hoe "tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao an-trano"... suite
répondu par ikaretsaka le 15/02/2004 18:27
donemaskit ( 01/01/2004 16:44)
Tia fandrosoana
Tena te sy vonona ny handroso tokoa ve ny Malagasy?... suite
répondu par kally le 15/01/2004 16:27
donemaskit ( 01/01/2004 11:52)
cinéma malagasy
Inona no tena hitanareo fa lesoka lehibe eo @ cinéma malagasy? Ny hevitrareo hanatsarana ny eo @ lafiny : > production > réalisation > scénario > jeu d'acteurs > vidim-pidirana > salles de ... suite
répondu par gasitiako le 29/09/2005 06:03
ralanz ( 01/01/2004 09:20)
sodomie
mba te hahalala ny hevitry ny vehivavy gasy momba io aho... suite
répondu par bozimanga le 16/09/2005 13:48
xxx ( 31/12/2003 20:39)
impiry isa-kerinadro
Impiry isa-kerinandro ry zalahy ny mpivady no tokony hifanaingina ?... suite
répondu par fijo le 13/04/2004 23:18
lema ( 31/12/2003 11:19)
safidiko
betsaka ny olona mifankatia nefa betsaka ihany koa ny mpanohatohana dé ireo ray aman-dreny sy ny fianakaviana nohon'ny firazanana sy ny fananana nefa tiako izy.... suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:06
isrine ( 30/12/2003 20:33)
Misy dokotera ve eto e.........?
Salut! Toa ohatry ny tsy misy dokotera zany eto, nefa ny ps mipopoka ery: toubib, docteur!... suite
répondu par isrine le 10/03/2004 13:24
lema ( 30/12/2003 13:36)
ny tiako
inona houa no tena mba tianareo sipa reo ,lé bandy maditra reny ve sa le bandy mipetrapetraka?... suite
répondu par nyainatiana le 01/03/2004 20:44
xxx ( 29/12/2003 16:29)
Prof miaraka @ mpianatra
Mety ve araka ny hevitrareo raha misipa @ mpianany ny mpampianatra iray ( na lahy io na vavy ).Ny ankizy ankehitriny manko ohatrany manao provocation @ mpampianatra izany .... suite
répondu par ludo le 13/08/2004 22:40
xxx ( 29/12/2003 15:00)
ahoana tokoa moa?
Tiana ve ny joba vo asiana sa asiana vo tiana?... suite
répondu par fijo le 08/01/2004 09:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.1499