biz'oroka.site gasy nefa tsy misy........mba jereo...

1. jessicac ( 07/01/2004 12:37)
nga zay aty mada tsy mba afaka mampitombo biz'oroka? toa tsy misy saina gasy ao na iray aza nefa tsy mba afaka mampitombo akory zay.Tsy hafahafa ve zany hoe @ teny gasy lé izy d voahilika isika!!!!!!!!!!!!!! sa sisasisa ny gasy? za klo vaovao d tsy mahafantatra fa sa misy fomba ho anay aty mada azo anaovana an'zany????? VALIO RY WEBMASTER O!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
novalian'i hery ny 13/07/2004 15:54
2. xxx ( 07/01/2004 12:41)
Aza malahelo Jess a! Na zahay aty ivelany aza tsy mividy an'io.
3. xxx ( 07/01/2004 12:43)
Aza malahelo Jess a! Na zahay aty ivelany aza tsy mividy an'io.
4. xxx ( 07/01/2004 14:42)
raha mametaka sary hono ry jess dia mitombo ny biz oroka
5. xxx ( 07/01/2004 19:04)
Nadika avy tatsy @ fanazavana :

Isambolana dia mahazo Tahiry biz'oroka 2 avy ny namana tsirairay. Tahiry maimaim-poana. Ka rehefa manome biz'oroka namana hafa ianao dia mihena io tahiry io.

Ny namana mametraka sary dia mahazo Tahiry biz'oroka roa (2) fanampiny isaky ny sary. Raha manana sary 5 izany ianao dia manana Tahiry biz'oroka 12 (2 omena anao ary 2 isaky ny sary).

Azonao atao ny manampy ny tahiry biz'oroka anananao amin'ny fotoana rehetra. [ Hampitombo tahiry ]. Mahazo Tahiry biz'oroka 10 ianao isaky ny mampitombo tahiry ao. Jereo eto : [ Hampiditra sary ]

Ny Tahiry biz'oroka tsy ampiasaina mandritra ny volana dia lany daty. Izany hoe tsy mitambatra amin'ny volana manaraka.

Ny Tahiry biz'oroka anananao dia miseho hatrany eo amin'ny takelaka.
Jereo eto : [ Hampitombo tahiry ]
6. hery ( 08/01/2004 19:36)
Misaotra an'ireo izay efa namaly...

Ireo fampitomboana biz'oroka ireo dia tsy tokony hatao akoriny satria misy fomba maimaim-poana hampitomboana be dia be ny tahiry biz'oroka anananao... araka io voalaza ambony io dia mametraha sary sns...

Ary marina mihitsy ilay voalaza ambony io hoe na ny olona aty andafy aza tsy mampiasa an'io raha tsy ireo izay efa tena latsaka ankaterena.

Mahereza.
7. xxx ( 08/01/2004 11:24)
refa mitohana va te na mila biz sady oroka mamy b.jessi ga mi...
8. copernico ( 13/07/2004 15:45)
Tena tsy azoko mitsy klou le zavatra zay atao ato eh!Toa samy milaza zay tiny zany daholo ato sa ahoana!Aza omena tsiny fa nitsofotsofoka tato aho de manoratroratra fotsiny fa toa misy manoratroratra ato kou!D mandray anjara kou ah nef tsy fantatra hoe in no andraisako anjara ato.IoI
Misaotra anareo mandray anjara mamaly @le hevitra andraisako anjara...Zay tsy fantako mitsy ny antony andraisako anjara ato...!
IoI
9. hery ( 13/07/2004 15:54)
Maninona ary no manao zavatra tsy fantatra :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2524