Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano ( 12/01/2004 11:06)
kabarin-Dra8
Mba aiza o aiza ny hevittsik amireny.isika lé vahok tsy mandady harona .Ny sosy betsaka fa ny ampiasana azy no manairana.Tsy matoky ny olona omena hampiasa ireny vola reny ve Ra8 é ! Ka raha betsak... tohiny
novalian'i kally ny 24/01/2004 09:01
hery ( 12/01/2004 10:35)
Mitady mpiara-miasa
Mbola tsy tena appel officiel nifanarahako tamin'ny sasany ity kanefa na izany aza dia mitady mpiara-miasa izahay eto amin'ny serasera. - Olona manana internet matetika - Olona afaka mifandray tsar... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2004 12:28
mouvoka ( 11/01/2004 20:14)
ALERTES
Androany aho isaky ny hanokatra ny http://namana.serasera.org dia misy fenetre de telechargement mitranga. Hono ho aho ry Webmaster, misy virus ve ny tanana ???... tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2004 13:20
aristar ( 11/01/2004 19:21)
Virus ve sa tsia ?
Mba mila fanazavana avy @mpiandraikitran'ny sehetra aho na ny olona izay mahafatatra momba ity zavatra mitranga matetika @ordinaterako intelo na efatra isan'anjo. Norton Internet Security Professio... tohiny
novalian'i aristar ny 17/01/2004 12:32
xxx ( 11/01/2004 18:22)
prkoi?
Fa maninn ny ol efa manabady bola mitady hisisika hiaraka @ ol kafa fona? Tsy ampy azy v ny vadiny sa mitady inona ankoatra zay izy?... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:22
fetra ( 11/01/2004 17:10)
Moi j'ai envie d'aimer
Il ya longtemps que j'avais courtiser des meufs.je ne sais pas comment declarer l'amour??... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:24
xxx ( 10/01/2004 20:41)
tata
mitady tovovavy tsaa tarerhy... tohiny
donemaskit ( 10/01/2004 19:26)
Mifangaro ny resaka!
Asa raha izaho irery no mahita an'io fa tsy milahatra chronologiquement intsony ilay resaka! Misy hafatra lasa any @ lohahevitra hafa mihitsy aza!... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:53
petale ( 10/01/2004 19:00)
ny tovolahy malagasy
tamy za vao sambany nandalo taty Mada ( ary vao izay ihany) de tena tsapako fa tena nahafinaritra daholo zay lehilahy nifanerasera tamiko tany. ary hitako fa tena mahay mamalifaly sipa kely izy ireo..... tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2004 10:11
bix ( 10/01/2004 15:10)
iraimbl
tena masaka no azo ilazana azy eh !! mbola tsy misy ny mahazaka ny mavesatra mihoatra azy sa ahoana ? asa miombokevitra amiko ve ny maro,,,?????... tohiny
novalian'i bix ny 26/01/2004 14:31
donemaskit ( 10/01/2004 14:47)
Dihy sy fihetsika
Iza no mpanakanto tianareo indrindra (na Gasy na hafa) ny fandihiny sy ny fihetsiny?... tohiny
donemaskit ( 10/01/2004 09:26)
salle de spectacle
Iza no salle de spectacle tianareo haleha indrindra? Raha afaka hanamboarana salle vaovao dia toy inona ny habeny? aiza no toerana tsara? ...... tohiny
donemaskit ( 10/01/2004 09:09)
cinéma US
Quels films (ou films d'animation) ont le plus révolutionné le cinéma US?... tohiny
xxx ( 09/01/2004 17:21)
Cicatrice
Sao misy mahay evitra gasigasy azo analana Holatra (cicatrice) ry zareo? Tsy izany manko fa nisy tataka izay ny teta-masoko (voa tamin'ny baolina) dia nozairina dia hita ilay dian-kofehy nony ta... tohiny
novalian'i dom ny 16/01/2004 16:01
xxx ( 09/01/2004 15:47)
Amour-Amitié
Comment passer de l'amour à l'amitié sans se détruire mutuellement au fil du temps??... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:25
xxx ( 09/01/2004 15:14)
EL SAPHIRA
Mba hitanareo ve ny zavatra mamoha fady nataon'i EL SAPHIRA tao @ LA PLAGE t@ réveillon ?.... tohiny
novalian'i xxx ny 04/11/2005 00:48
niceboy ( 09/01/2004 09:46)
mitady sipa
za d tsy mbola nanao mihintsy hatrmin'izao fa izay sipa angatahako rehatra d tsy misy mety avoko za mihintsy v no tsy norm sa ny demandiko no tsy mety mba omeo passy any ry zareo fa mijaly... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:27
ravatorano ( 08/01/2004 20:53)
Ingahy Pety sy ny fitondrana
Lany Maire iny Ingahy Pety.Dé nilaza izy fa nisy miaramila roalahy nalefan'ny fanjakana hamono anazy fizikemén. Dé nanamafy izany ny namany Ingahy Voninahitsy .Ny mahagaga anefa dia ity raha misy ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2004 17:32
xxx ( 08/01/2004 20:26)
gvt vaovao sy ny LF 2004
Zon'ny filoha ny manova ny Praim na ny ministra hiara miasa anaminy rehfa hitany fa tsy mahavoa na tsy mitovy hevitra anaminy tsony araky ny lalampanorenana. Fa vaovao tokoa ve ireo ministra ireo.Mpi... tohiny
hery ( 08/01/2004 20:04)
Fandefasana vola any Dago
Hevitra sendra nandalo. Raha tokony handefa vola amin'ny Western union na mandat poste, mety azo atao ve ny mamorona zavatra anakiray miankina amin'ny fifampitokisan'ny namana? Ohatra hoe rehefa te h... tohiny
novalian'i ralay ny 25/02/2004 19:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8667