Cicatrice

1. xxx ( 09/01/2004 17:21)
Sao misy mahay evitra gasigasy azo analana Holatra (cicatrice) ry zareo?
Tsy izany manko fa nisy tataka izay ny teta-masoko (voa tamin'ny baolina) dia nozairina dia hita ilay dian-kofehy nony taty aoriana dia mba tiako esorina izany e!
Marina fa manala ny chrirurgie esthetique , izay option farany (noho ny halafosany ..sns) nefa ve mba misy hevitra gasy azo hisorohaa ny fanaovana an'izany ve aloha aloha?
Misaotra mialoha
novalian'i dom ny 16/01/2004 16:01
2. rniaina ( 10/01/2004 17:59)
toa misy an'ilay fanafody hoe "hafatra" asa toa manala holatra koa izy io hono, eny amin'ny pharmacie no misy an'io
3. ikaretsaka ( 11/01/2004 15:45)
hafa indray izay! dia farmasia aiza hono ry rrniaina
4. rniaina ( 11/01/2004 18:54)
ikaretsaka: erak'i Mada feno farmasia e, ao analakely dia efa feno......
5. ikaretsaka ( 11/01/2004 14:04)
haaay? ny anay koa manko misy holatra ny teta... nay!
6. mouvoka ( 12/01/2004 20:01)
Hitanao ilay voana anamamy ?? potserina ilay izy, alaina ny ranony dia ahosotra @ teta-...masonao; tandremo sao lasa any anatiny an. Andramo ka izahao dia mba ilazao izahay hoe afaka sa nanao ahoana ?
7. dom ( 13/01/2004 20:59)
Be loatra ny mananihany ao @ mail. Moi je suis un médecin. Misy traitement ny cicatrice vicieuse fa manantona dokotera. Tsara raha tsaboina dieny mbola vao manomboka raha mitombo ilay izy. donc la balle est dans votre camp!
8. ikaretsaka ( 14/01/2004 16:09)
Dom chirturgie esthetique hono e..efa nanatona anie e
9. dom ( 16/01/2004 16:01)
raha vao manomboka mitombo lay cicatrice dia voatsabo @ fanafody. Tandremo fa misy dokotera tsy mahay ny fitsaboana azy. Arakaraky ny expérience io. ity ny mail-n'ny bandy: domirabem@hotmail.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2698