cinéma US

1. donemaskit ( 10/01/2004 09:09)
Quels films (ou films d'animation) ont le plus révolutionné le cinéma US?
2. donemaskit ( 10/01/2004 09:15)
Je pense que les 3 volets de Matrix sont parmi les plus grands : le combat entre Néo et les centaines d'"agent Smith", la poursuite sur l'autoroute, ... du jamais vu!!!!
3. ikaretsaka ( 10/01/2004 14:27)
za tsy matrix fan loatra fa ilay ve image de synthese ireny koa tsy ratsy
4. donemaskit ( 10/01/2004 10:22)
Tsy ilay tantara proprement dit no resahiko fa ilay effets spéciaux ka, ny techniques nataon-dry leirony taminy mbola tsy nisy nanao taloha mihitsy : sady masaka be ny vokany!
5. hery ( 11/01/2004 09:16)
Matrix vao nivoaka dia nankafiziko ny effets spéciaux. Ary rehefa nijery an'ilay fanazavana ny nanaovandry zalahy azy dia tena nahaliana mihitsy. Efa betsaka ny nahavoaka sary toa ireny @ filalaovana 3D fa ny andry zalahy natao hifanakaiky @ tena réel mihitsy.
Ary ny effets spéciaux @ film sinoa?
6. donemaskit ( 11/01/2004 10:53)
Ny Sinoa koa tena lasa nivoatra be ny cinéma-any : 2 fois nahazo ny César du meilleur film étranger : "Tigre et Dragon" sy "Hero"...
Tena bonne ny nanaovany an'ilay chorégraphie!!!! Ilay miady eo ambony rano, bambou, tafo, ... manakana flêches @ akanjo,... masaka be!!
7. donemaskit ( 11/01/2004 11:09)
Le décor est tt aussi impressionnant!!
8. donemaskit ( 11/01/2004 10:56)
Ny studios Pixar ndray no tena hitako leader @ films entièrement en images de synthèse, avy eo Dreamworks...
> Pixar : ny nanaovany an'ilay ranomasina t@ "Finding Nemo" iny tena mahatalanjona ny réalisme!
> Dreamworks : ilay muscles an'ilay dinos t@ "Dinosaur"... trop fort!
9. ikaretsaka ( 11/01/2004 14:18)
ireo ihany kao no tena pro koa... firy volana ny nanaovany an'ireny ry maskita?? au moins 9 volana... ary ny an'ny gasy? 2 volana!
10. donemaskit ( 11/01/2004 14:32)
Ny "Toy story" voalohany toa 2 volana no ni-réaliser-na azy!!
11. donemaskit ( 11/01/2004 14:32)
diso : 2 taona mantsy e!
12. ikaretsaka ( 13/01/2004 15:56)
Mba voamariko ity an... Ny akamaroan'ny film gasy sy vokarina aty @ tama'ny tany atsimo hoa ohatran'ny dramatique izany daholo e... jereo ry Rosa , ry marimar ( Production mexicains) sy ny akamaroan'ireo film gasy sasany... tsy mantsy misy hoe maty ao na fijaliana ao ! fa maninona loatra...
misy ny gasy sasany te hiala voly nyantony hijereny cinema fa tsy hivaky loha amina film ko!
13. donemaskit ( 13/01/2004 16:39)
Mahagaga koa maninona ny Gasy no tsy manao dessins animés! sa tsy tia?
14. ikaretsaka ( 13/01/2004 18:15)
mody tsotra ange ny dessins animes fa sarotra ry mazikita e
15. donemaskit ( 15/01/2004 20:30)
Misy nandeha nijery an'ilay "The last Samouraï" ve nareo? nanaôna kay?
16. ikaretsaka ( 15/01/2004 09:46)
tsara ! tena tsara! raha mpakafy horizons lointains dia mitovitovy e... ny efefcts speciaux kao ao tsara mihitsy ... tsy matrix aloha fa azo ny tian'ny mpanoratra holazaina e
17. donemaskit ( 18/01/2004 10:36)
Azoko ka! Tena mba te hahita an'iny koa a leisy! Lay izy nga gidragidra be sa drame?
18. ikaretsaka ( 19/01/2004 19:44)
tsy tena heo gidra dia tena gidra ka
19. donemaskit ( 20/01/2004 20:53)
Tsy mazava... fa aleo jereko mints e!!!!
20. ikaretsaka ( 22/01/2004 13:42)
jereo fa efa any @ 5$ movies iny izao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2093