Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mozart
(
17/01/2004 17:21)
misy jôba tiako ato
Mba ampio za fa misy sipa tiako ato @ namana ato fa tsy haiko izy na tia na tsia nefa zahay mba mifanoratra ihany!toroy hevitra za hoe inon'ataoko ,mafy zalahy rehefa tena tia an!!!...
tohiny
novalian'i anadriantsoa ny 19/10/2010 15:02
lema
(
17/01/2004 13:07)
porofom-pitiavana
inona no anaporofoana @ olona ray fa tia azy énao.misy mantsy olona tsy mety mino mitsy hoe tia azy énao....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:06
hendry
(
17/01/2004 12:10)
ny fitiavan-dray aman-dreny
Samy mahatsapa sika rehetra fa miha tsy ampy fitiavan-dray aman-dreny hatrany ny ankizy ankehitriny. Samy miasa izy mivady ka tsy manam-potoana hiarahana na hiresahana @ zanany fa rehefa tonga ao an-t...
tohiny
novalian'i kouala ny 25/06/2004 08:12
tsarakely
(
17/01/2004 11:27)
ireo vehivavy lehibe taty frantsa
misy toe-javatra toy izao: efa nifakafantatra hatry ny ela izaho sy ity tovovavy iray. Tsy mahafantatra aho ny fomba nandraisany ahy. Izaho nandray azy ho toy ny anabavy. Izy anefa toa misakambina ahy...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 13/02/2004 19:29
bozik
(
17/01/2004 10:36)
momba ny beauté
Inona kay no mba mahaafaka ireny angan-drano ireny,na farafaharatsiny hanaronana azy tsy ho hita be?...
tohiny
novalian'i Kim ny 24/08/2005 09:58
isrine
(
17/01/2004 09:15)
Mba valio e.........
salut!
Zakako ihany ny fifandrebirebena eto, fa raha resaka fahasalamana kosa de tsy tokony hatao vazivazy, rehefa tsy dokotera enao dia aza misandoka hoe dokotera eto à namana.
Mitady dokotera za...
tohiny
novalian'i cupido ny 11/08/2004 13:41
shadow
(
16/01/2004 18:47)
Ny fitiavana sy ny ray amand-dreny
Possible ve zany hoe refa raran'ny ray aman-dreny ny fiarahana de tokony ho tapahana fa mety ho ratsy fiafara?...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:15
lema
(
16/01/2004 11:51)
rahara tadiavina
betsaka ny sipa mitaraina fa napijaliana bandy,rehefa dinihina anefa dé tsy misy mampijaly azy fa ry zareo no mampijaly tena...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 19:18
lema
(
16/01/2004 11:34)
sary indray mipika
fitantarana ny resaka fitiavana mety ho maha liana na mampiomehy na ireo tanatara tsy pitranaga isanandro.mazoto mitatantara ary e!...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:07
ngou
(
16/01/2004 09:08)
mila namana
salut, daholo, izaho dia kof mitady namana vehivavy ( raha afaka mitia ahy vao maika tsara...;na hifanoratra fotsiny koa aza aloha tsy olana!!) ho hita eo e!
manorata @ ity adiresiko ity raha te ahaf...
tohiny
novalian'i ngou ny 21/01/2004 15:38
xxx
(
16/01/2004 09:03)
marina ve zany???
Raha olona 23 taona noho miakatra hono mbola vierge ka hanao firaisana voalohany dia mety ho bevohoka avy hatrany na dia @ période tsy tokony hahabevohoka aza? Inona ny mahatonga an´zany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 19:51
xxx
(
15/01/2004 19:39)
Windows 95 sy Windows NT
Misy logiciels Win95 tsy mety mandeha @ Win NT. Misy fika ve hampadehanana an'izany?...
tohiny
novalian'i srakoton ny 23/01/2004 18:22
tia_ery
(
15/01/2004 19:36)
Rehefa amin'ny fotoana inona ny olon-droa no atao hoe mifankatia ?
Mahavaka ny saina ihany ny mieritreritra sy mahita njainjay fa lazaina hoe miaraka i anona sy i anona.
Aiza ho aiza tokoa moa no hanombohana sy hamaritana fa miaraka ny olon-droa ? Rehefa njay ka ...
tohiny
novalian'i eritreritra ny 18/02/2004 19:04
shadow
(
15/01/2004 18:19)
Sipa kely mirevy lehilahy efa manambady
Maninona ny sipakely 0'zao no olona efa manambady na efa miaraka @'olona foana no tena reveny sa séxperience no tadiaviny?...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:11
booz
(
15/01/2004 14:44)
Pazzapa
Ahaona ny fahenonareo an-dry pazzapa , toa tsy dia tsara akory aloha e ! ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/04/2004 04:02
jhouhlambout
(
15/01/2004 13:31)
Les Femmes trompent Toujours , Mais Elles n'avouent Jamais!
Zay ny conclusion hitako rehefa nandinika ny toetran' ireo andriambavilanitra ny tenako....
tohiny
novalian'i pitchou ny 25/03/2004 14:08
zzorro
(
15/01/2004 13:30)
"Hionona" an'i Kiaka!
Sao dia misy mahalala an'ilay tononkira hoe Hionona an'i Kiaka iny ô!
Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i ngou ny 10/03/2004 20:11
hery
(
15/01/2004 10:14)
Kilalaon'ny ankizy
Inona avy ny kilalaon'ankizy taloha azonareo tanisaina eto? Betsaka izy ireo kanefa mitady ho voasolon'ny PlayStation2 sy ny jeux video isankarazany.
Dia asio famaritana kely sao tsy hay.
Ireto no...
tohiny
novalian'i rakotosologaston ny 02/10/2018 03:15
jhouhlambout
(
15/01/2004 10:06)
Inn no atao mba tsy hijanona any andafy ny manapahaizana Malagasy( hanatsara ny toekarena)
Tokony ho dinihina lalina izany...
tohiny
novalian'i kitjo ny 29/02/2004 10:28
jhouhlambout
(
15/01/2004 10:02)
Inona ny Film tena tsara indrindra t@ 2003?
Araka ny hvtr-areo...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 29/01/2004 13:46
