Fisotrona py sy ny probl

1. shadow ( 19/01/2004 11:30)
Solution ve ry zalah le misotro tôka refa misy prôbl sa mi soulager kokoa ny eritreritra le py?
novalian'i ludo ny 14/08/2004 10:31
2. ikaretsaka ( 19/01/2004 12:53)
Raha ilay misotro toaka dia katry araka ny kozin'i Fijo aloha dia tsy solution amiko e... fa ilay consom 1 isaky ny 2 andro iny aza no tena manala probleme... tsy mahagaga ny oona sasany manao an'io hoe ody vizana
3. sipagasy ( 19/01/2004 16:13)
na conso 1 na 2 isan'andro azany ry ikaretsaka tsy tsaramihintsy ann, mamparary io à la longue é! tsy ny rahampitso akaiky ihany anie no jerena fa ny ho avy iray manontolo é! manimba ny fahasalamana ny toaka ary manimba ary misakana ny "discussion" raha misy ny olana, tsy aleo ve miara midinika @ samy olombelona toy izay midinika irery manoloana ny tavoahangy eo é!, am-bava homana re tompoko ary am-po mieritra ann
4. donemaskit ( 19/01/2004 16:20)
Ekena ny an'i Sipagasy... Ny ankamaroan'ny olona fantatro tsy misotro zany rehefa manana olana. Sady tsy solution mihitsy zany fa "fitsoahana" @ pbl; na dia adinonao aza iny, mbola mitoetra eo foana ilay pbl.
5. donemaskit ( 19/01/2004 16:41)
vao mainka aza loza!!
zany 1na 2 isan'andro zany leity bombe à retardement a!
6. kally ( 19/01/2004 18:10)
Hay moa ianareo lehilahy ireto tsy matanjaka araky ny filazanareo ary ambadika ary rehefa sendra olana?Mila py sy consom..nankaiza hono ny herintsaina?
7. ikaretsaka ( 19/01/2004 19:27)
angaha moa isanandro... fa aleo aloha izay toy izay ilay ! L bandy telo araka ny lazain'i Fijo e
8. samoina ( 20/01/2004 20:15)
Tsy solution satria mainka handosiran'ny olona ny fofona no sady ihomehezany ny rediredy sy secret mivoaka
9. samoina ( 20/01/2004 20:18)
Tsy misoulager eritreritra satria mavesatra be ny loha avy eo de mainka miampy trotraka ny fahasahiranana !
10. ikaretsaka ( 20/01/2004 10:33)
ka tsy hoe katry anie ry samoina e... manao ohatran'ny sovietika sy ny Amerikanina @ ny vodka e.. Booster ny ataony anarany ... izany heo mampavitrika
11. donemaskit ( 20/01/2004 20:49)
Ilay izy hoe mampavitrika anie sensation eo no ho eo fotsiny iny e, ohatra ny sensation-na hafanàna ihany; tsy tena mafana akory... ao an-tsaina fotsiny ihany ilay hoe manome tonus.
12. shadow ( 20/01/2004 11:33)
Tsy hoe tsy matanjaka fa ny probl ange refa be lôtra indraindray lasa miteraka zvt hafa tsy hoe manapy aho akory manoratra an'ito sady za tsy mahazaka fa mijery an'le oll' sahirana re ny de mba manontany tena
13. ikaretsaka ( 20/01/2004 14:27)
O ra mazkita an..tsy sensation eo no ho eo io fa booster ohatran'ny paraky sy sigara sy ny cafe ihany.
za tsy manao hoe aza misotro toaka na hoe tsara ny toaka
Fa ny qualite no atao tsara kokoa nohon'ny quantite
14. donemaskit ( 20/01/2004 18:55)
nga elah mihnam-paraky le?! za koa tsy mifoka ka tsy haiko, café nga...
Ny tena ratsy @ ireo dia izy mi-créer dépendance, ohatra ny coca. A consommer avec modération e.
15. ikaretsaka ( 20/01/2004 19:53)
tabac a chiquer
16. donemaskit ( 21/01/2004 20:19)
baseballer marina...
17. fijo ( 21/01/2004 11:55)
raha miconsom ianao tsy ho mamo izany mihintsy,ary tsy ho very heritreritra koa.ary dia hafaka miady hevitra tsara.fa raha ilay mamo kosa aloha tsy vahaolana mihintsy e
18. ikaretsaka ( 21/01/2004 16:29)
ka ny an'ny olon asasany anie ry fijo vao miresaka hoe toaka dia mamo izay e! io no tsy mety
19. shadow ( 21/01/2004 13:21)
misy koa le mamon'ny tôka ambavan'ny sasany.
20. ikaretsaka ( 21/01/2004 15:44)
ka izay indrindra... ilay hoe misotro toaka dia hoe =mamolava izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1939