Fisotrona py sy ny probl
22. kally
(
21/01/2004 17:26)
fa ny resaka dia ny hoe manapy tsilem',ohatry ny hoe misotro kafe,izany moa Ikaretsaka?
25. ikaretsaka
(
22/01/2004 20:41)
fa ny an'ny gasy manko zatra ilay rhum 1 litatra sy bandy anaki 2 dia lasa hoe rehefa misotro toaka dia mamolava !
27. fijo
(
22/01/2004 11:56)
izay mihintsy.1l kosa ve roa na telo ry zalahy,dia ahoana.io tsy vaha olana.hafa ny buveur sy ny ivrogne.
28. donemaskit
(
22/01/2004 19:50)
Ny vazaha marina isaky ny misakafo dia asiana toaka kely aloha na apéro (araka ny filazàny azy), mandritry ny sakafo koa mbola mamely divay ry leirony ; nefa tsy mamo zany. Ireny lay buveurs.
32. ikaretsaka
(
22/01/2004 17:55)
ka ahoanany fiteny ilay hoe let's talk about that aroung a glass?
33. donemaskit
(
22/01/2004 18:03)
Lay izy nge hoe "solution refa misy pbl" e, fa ny apéro nefa na misy pbl na tsisy alaina foana e!
34. fijo
(
23/01/2004 11:36)
ka azo atao koa radone ny misotro kely rehefa tena stressé be iny a.manalefaka ny stress iny.fa tsy manao mamo akory.(io dia tena ratsy)
35. ikaretsaka
(
23/01/2004 15:49)
sy ilay busnessmen manana probleme ana contrat koa! misy miresaka any @ cafe sns dia apero no alainy... tsy mamo izy dia mande kao ny marche conclu ko
36. donemaskit
(
23/01/2004 09:15)
mikaly kely any @ resto hoe, raha misotro fotsiny mantsy dia eny @ bar... zay lay hoe "dîner d'affaires".
37. samoina
(
23/01/2004 16:16)
Raha ny fazahoako ny resaka dia ody tahotra na ody henatra no hisotroana azy io tsindraindray izany ? De ahoana rehefa sendra ny tsy misy tampoka @fotoana hilàna azy ?
38. ikaretsaka
(
24/01/2004 15:48)
dia tsy misotro rehefa tsy misy ka... ohatran'ny zavatra rehetra ihany...homan-draha misy e
