Fisotrona py sy ny probl

41. donemaskit ( 25/01/2004 10:55)
ireny "clodos" ireny (na aty an-dafy io na any @ tanàna) no porofo fa tsy mamaha olana vely² ny toaka diso tafahoatra.
42. ikaretsaka ( 25/01/2004 17:03)
la ny clodo koa tratran'ilay hoe tsy mianona @ ilay consom fa ilay hoe 1 litatra bandy 3 ko
43. fijo ( 27/01/2004 11:01)
ny clodos koa anie ka nisotro izy vao nisy problema fa tsy nisy problema izy vao nisotro e
44. donemaskit ( 27/01/2004 12:22)
zany ve dia marina ?
45. fijo ( 28/01/2004 10:29)
ie,matetika izy ireny mpisotro,dia nisy olana tamin'ny asa dia voahilika.
46. samoina ( 28/01/2004 18:39)
mety ny havesatry ny asa koa anefa no nanombohany nisotro ( karama kely, patrô maniaque sy manamerda lava...) ary tsy tantiny ary niafara lasa kilôdô !
47. fijo ( 29/01/2004 10:09)
asa fa efa nisy prof teny amin'ny universite lasa clodaka tao paris.
48. six ( 26/02/2004 18:15)
tsy voatery hanala pbl io r zalahy fa arakaraak'ialahy ihany io a, rehefaa tsy mety ve tsy hanova famindra?
samy manana ny reviny io!
49. fijo ( 27/02/2004 20:38)
izay koa e.
50. ludo ( 14/08/2004 10:31)
Amiko d tsy vahaolana ny fisotroana toaka
ra sendra blem nao fa fanampin'olana ny tsara
d ny manamboatra saina !satria na misotro na
goûtes kely fotsiny aza enao we anala blem
d tsarovy fa ra misava ny tokanao d iny ndray lay blem d handrisika anao hanampy dozy d
lasa mivarilavo avy eo!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1373