Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ngou
(
16/01/2004 09:08)
mila namana
salut, daholo, izaho dia kof mitady namana vehivavy ( raha afaka mitia ahy vao maika tsara...;na hifanoratra fotsiny koa aza aloha tsy olana!!) ho hita eo e!
manorata @ ity adiresiko ity raha te ahaf...
tohiny
novalian'i ngou ny 21/01/2004 15:38
xxx
(
16/01/2004 09:03)
marina ve zany???
Raha olona 23 taona noho miakatra hono mbola vierge ka hanao firaisana voalohany dia mety ho bevohoka avy hatrany na dia @ période tsy tokony hahabevohoka aza? Inona ny mahatonga an´zany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 19:51
xxx
(
15/01/2004 19:39)
Windows 95 sy Windows NT
Misy logiciels Win95 tsy mety mandeha @ Win NT. Misy fika ve hampadehanana an'izany?...
tohiny
novalian'i srakoton ny 23/01/2004 18:22
tia_ery
(
15/01/2004 19:36)
Rehefa amin'ny fotoana inona ny olon-droa no atao hoe mifankatia ?
Mahavaka ny saina ihany ny mieritreritra sy mahita njainjay fa lazaina hoe miaraka i anona sy i anona.
Aiza ho aiza tokoa moa no hanombohana sy hamaritana fa miaraka ny olon-droa ? Rehefa njay ka ...
tohiny
novalian'i eritreritra ny 18/02/2004 19:04
shadow
(
15/01/2004 18:19)
Sipa kely mirevy lehilahy efa manambady
Maninona ny sipakely 0'zao no olona efa manambady na efa miaraka @'olona foana no tena reveny sa séxperience no tadiaviny?...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:11
booz
(
15/01/2004 14:44)
Pazzapa
Ahaona ny fahenonareo an-dry pazzapa , toa tsy dia tsara akory aloha e ! ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/04/2004 04:02
jhouhlambout
(
15/01/2004 13:31)
Les Femmes trompent Toujours , Mais Elles n'avouent Jamais!
Zay ny conclusion hitako rehefa nandinika ny toetran' ireo andriambavilanitra ny tenako....
tohiny
novalian'i pitchou ny 25/03/2004 14:08
zzorro
(
15/01/2004 13:30)
"Hionona" an'i Kiaka!
Sao dia misy mahalala an'ilay tononkira hoe Hionona an'i Kiaka iny ô!
Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i ngou ny 10/03/2004 20:11
hery
(
15/01/2004 10:14)
Kilalaon'ny ankizy
Inona avy ny kilalaon'ankizy taloha azonareo tanisaina eto? Betsaka izy ireo kanefa mitady ho voasolon'ny PlayStation2 sy ny jeux video isankarazany.
Dia asio famaritana kely sao tsy hay.
Ireto no...
tohiny
novalian'i rakotosologaston ny 02/10/2018 03:15
jhouhlambout
(
15/01/2004 10:06)
Inn no atao mba tsy hijanona any andafy ny manapahaizana Malagasy( hanatsara ny toekarena)
Tokony ho dinihina lalina izany...
tohiny
novalian'i kitjo ny 29/02/2004 10:28
jhouhlambout
(
15/01/2004 10:02)
Inona ny Film tena tsara indrindra t@ 2003?
Araka ny hvtr-areo...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 29/01/2004 13:46
jhouhlambout
(
15/01/2004 10:00)
Ahoana no ahafantarana fa mpiodina be lé Jo?
Misy toa hendry B nefa mirevy @ sisiny misy miseho ho mpiodina nefa Façade fotsyny!!...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 22/05/2004 21:19
jhouhlambout
(
15/01/2004 09:57)
Ahoana no ahalalana fa tena tia ny vehivay 1?
Satria androany milaza izy fa tia nefa rahampitso dia tsy té halala fa tsy tia intsony tampoka!!...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 14/02/2004 20:06
jhouhlambout
(
15/01/2004 09:54)
Mahazo olona tokoa ve @ ity forum ity?
Sa mifampivazivazy fotsiny tsy misy suite?...
tohiny
novalian'i kitjo ny 27/06/2004 05:48
jhouhlambout
(
15/01/2004 09:51)
Inona ny maha samy hafa ny mpifankatia sy ny mpinamana?
Satria mantsy mitovitovy ihany izy io...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 13/02/2004 16:51
ravatorano
(
14/01/2004 20:54)
Ny antoko politika sy isika malagasy tia anazy
Efa maherin'ny 170 any izao ny antoko politika eto Madagasikara.
Ny antony dia tsisy fepetra raisina maoa amin'itony fanorenana anazy tony fa dia rehefa mahavita statut ianao dia miantso mpanao gaze...
tohiny
novalian'i six ny 04/03/2004 12:03
xxx
(
14/01/2004 18:59)
hotrany ahoana no sipa tadiavinareo?
matotra,mirevy,mianatra,manja,sa...
eny e,arakarakin'ny tsirairay fa le hevitry ny tsirairay mitsy no tina ho fantatra....
tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2004 22:11
elie
(
14/01/2004 18:42)
Fa heverinareo vehivavy ho entambarotra angaha ilay atao hoe fitiavana ka azo ampitoviana?
Mahagaga ihany fa betsaka ianareo vehivavy no mampitovy ny fitiavana amin'ny enta-mbarotra.
Ianareo no te hitsapatsapa bandy dia tia mapiresaka sy mapiesona dia avy eo dia hampitovy ny fitiavana no h...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 09:24
xxx
(
14/01/2004 18:13)
hianatra any Canada anglophone na usa
inona kay ny papier sy condition hafahana miditra @ université any?
manahona ny fiainan'ny étudiant en général any?izaho aty france de te-hianatra kely any pour 1 année.misaotra mamaly...
tohiny
novalian'i cutie ny 31/05/2004 23:07
kally
(
14/01/2004 17:02)
Raha izaho no lehilahy..
Dia tolorako voninkazo foana ny sipako,dia orohiko kely foana,dia tsy avelako irery ao an-trano fa izaho ilaozako manafosafo tômôbilina,dia entiko mitsangatsangana izy,dia ampiako izy hanao raharaha...
tohiny
novalian'i six ny 14/02/2004 11:12
