Raha izaho no lehilahy..
1. kally
(
14/01/2004 17:02)
Dia tolorako voninkazo foana ny sipako,dia orohiko kely foana,dia tsy avelako irery ao an-trano fa izaho ilaozako manafosafo tômôbilina,dia entiko mitsangatsangana izy,dia ampiako izy hanao raharaha ao an-trano,dia izaho no manosotra vernis ny tanany indraindray,dia...
ary raha ianareo lehilahy no mbà vehivavy?
ary raha ianareo lehilahy no mbà vehivavy?
novalian'i six ny 14/02/2004 11:12
2. donemaskit
(
14/01/2004 17:40)
raha zah no vehivavy dia... hiomehezako fotsiny ireny lehilahy be zesita miondana sy manaraka ty fatina lamaody rehetra ty nefa tsy aman-tsaina!
hafa² be ry nao zany kle!
hafa² be ry nao zany kle!
3. xxx
(
14/01/2004 18:11)
Raha izao ny vehivavy dia allumeko daholo ireny bandy taratara amin'ilay kala sipako raha izhao no lehilahy... ataoko jalouse tsara ikala dia tsy hampirafy intsony...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 15/01/2004 06:11
4. hery
(
14/01/2004 19:12)
Raha izaho no vehivavy dia tsy hiandry voninkazo foana avy aminy aho. Avelako izy halalaka... raha tiany ny manafosafo tômôbilina dia inona no azoko atao? Raha tena tia ahy izy dia hanana fomba foana hanehoana izany fitiavany izany.
Raha izaho no vehivavy dia hataoko daholo ny raharaha fa tsy hiandrasako azy akoriny. Dia rehefa tonga ao antrano izy dia fifaliana foana no itsenako azy fa tsy hoe iza indray no niaraka taminao etc...
Raha izaho no vehivavy dia hataoko daholo ny raharaha fa tsy hiandrasako azy akoriny. Dia rehefa tonga ao antrano izy dia fifaliana foana no itsenako azy fa tsy hoe iza indray no niaraka taminao etc...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 15/01/2004 07:12
6. tequila
(
15/01/2004 09:34)
Nen'i Hery kosa dia hoe raha izy vehivavy dia ampiadaniny ny lehilahy , eny e , fa amizao enao lehilahy zao ve anefa dia manao an'izay koa enao? sa hoe tsy tokony hiandry an'izany koa ny vehivavy ? sao dia misy tsy mety kosa e!
7. fijo
(
15/01/2004 09:38)
rahery for president.sady ampiako hoe,anaovako sakafo tsara foana izy,dia horiko ny lamosiny isan kariva,
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 15/01/2004 09:38
8. ikaretsaka
(
15/01/2004 10:44)
Ra hery efa presidet ange ..an'ny namana io an! nyahy ampiako hoe dia hokoriko izay mangididy @ alina sy atoandro
9. shadow
(
15/01/2004 18:08)
Raha izaho no vehivavy tsy mba manao izay hahasarotra ny fianako aho fa refa tiany aho de ampy ahy izay refa tsy mamitaka izy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 15/01/2004 18:08
10. ravatorano
(
15/01/2004 20:09)
raha izaho.... raha izaho...
raha izany fa tsy ho eo amin'ilay toerana mihitsy ianao na là na vàvy.
raha zà ngefa no wé vévàvy zany dé ho clown be satria....
raha izany fa tsy ho eo amin'ilay toerana mihitsy ianao na là na vàvy.
raha zà ngefa no wé vévàvy zany dé ho clown be satria....
11. xxx
(
15/01/2004 09:43)
Rehefa tsy eo @ ilay toerana ny olona dia mahay miresaka be. Rehefa tena tonga eo tokoa dia tsy hita izay atao .
Fiainana ankapobeny mihitsy izany .
Ianao eo amin' io toeranao io dia ataovy daholo ny tsara sy mendrika rehetra mifanaraka ny sitra- pon ' Andriamanitra
Fiainana ankapobeny mihitsy izany .
Ianao eo amin' io toeranao io dia ataovy daholo ny tsara sy mendrika rehetra mifanaraka ny sitra- pon ' Andriamanitra
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 15/01/2004 21:43
12. rinakely1
(
15/01/2004 15:03)
tsy ho vitan'ny léla velively ny vitan'ny vevavy , maika mou fa ny zavatra zakainy isan'andro!
13. kally
(
15/01/2004 16:24)
Izay indrindra mantsy ho'a Rinakely
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 16/01/2004 04:24
15. xxx
(
16/01/2004 16:51)
Raha izaho ny vehivavy dia hitady fika aho mba hahafahako mivalandrano eo am-pitsanganana ohatran'ny lehilahy mba ialany amin'ilay efa poritra nefa mbola hampidina akanjo dia hipetraka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 16/01/2004 16:51
16. kally
(
16/01/2004 20:37)
F' angaha ny mivalan-drano ihany no fahaporetana eto @fiainana ,sa ianareo mitsangana foana na ahoana na ahoana?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 16/01/2004 20:37
18. ikaretsaka
(
16/01/2004 17:28)
hmmm hevitra mety ry XXX an... mitombo ny soulagement ... mba mihena kosa ny fahaporetana amin'izay de efa mmba afaka hikarakarana a zavatr ahafa. ilay fotoana very eo am-pi.... sa?
19. shadow
(
17/01/2004 11:10)
Misy lehilahy mahavita ny vitan'ny vehivavy fa sao inareo diso hevitra afatsy ny miteraka sy ny mitr*ondra vohoka angah eny eh ny mitete ism-bolana indray aloha zvt hafa iny
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 17/01/2004 23:10