Raha izaho no lehilahy..
21. ikaretsaka
(
17/01/2004 16:05)
hihi za kao gaga...miova ialahy vevay ra mazkita de tatarao anahy a
30. salita
(
21/01/2004 10:55)
Rah zah no vevavy? hihihihi.... zany ve tsy hapméB.... de ataoko ahoana ny volontongotro sy ny volomabavako? hihihi......
35. kally
(
21/01/2004 19:21)
Ary izaho mahatsikaritra fa ianareo lehilahy ireto raha ny ankamaroan'ny firesaka eto no jerena dia io rambonareo io foana no mibahana ny fisainanareo an!
39. rinakely1
(
22/01/2004 12:14)
mahana indray ry karetsaka an!
sao defa vo tapaka ary ny rambonao ty kklé?
sao defa vo tapaka ary ny rambonao ty kklé?
40. xxx
(
22/01/2004 15:25)
Mbola mandray namana v nareo? rhf mijery le resaka eto z de toa ol efa mifankahafantara daholo no mandray anjara, de rhf misy ol vaovao de tsy de voaray tsara, anefa na zany aza de hilaza ny hvtro ihany za, raha za no lehilahy de ze manaja ahy de tena hajaiko ary tena ataoko mendrika zany fanajana ahy zany. Marina ny notenenin'i hery fa ny fanehoam-pitiavana de tsy azo baikoina fa manjary mampiseho fihetsika tsy @ fo de mora matsatso, aryeo no mahatonga ny lehilahy hibolisatra satria teren'ny ol miaraka hanao zao sy zao de ndray2 mafy lou de eo no mipetraka ny olana, ndray2 manaraka ihany anefa zay le fihetsiak tsy @ fo fa matahotra ny tsya hahazo fotsiny; rhf mandray ol vaovao tsara eto nareo zay za vao mitonona solonanarana sao waina eo fotsiny za.
R.f.
R.f.
