Raha izaho no lehilahy..

41. xxx ( 22/01/2004 15:27)
Mbola mandray namana v nareo? rhf mijery le resaka eto z de toa ol efa mifankahafantara daholo no mandray anjara, de rhf misy ol vaovao de tsy de voaray tsara, anefa na zany aza de hilaza ny hvtro ihany za, raha za no lehilahy de ze manaja ahy de tena hajaiko ary tena ataoko mendrika zany fanajana ahy zany. Marina ny notenenin'i hery fa ny fanehoam-pitiavana de tsy azo baikoina fa manjary mampiseho fihetsika tsy @ fo de mora matsatso, aryeo no mahatonga ny lehilahy hibolisatra satria teren'ny ol miaraka hanao zao sy zao de ndray2 mafy lou de eo no mipetraka ny olana, ndray2 manaraka ihany anefa zay le fihetsiak tsy @ fo fa matahotra ny tsya hahazo fotsiny; rhf mandray ol vaovao tsara eto nareo zay za vao mitonona solonanarana sao waina eo fotsiny za.
R.f.
42. xxx ( 22/01/2004 15:29)

43. kally ( 22/01/2004 15:43)
Oadray re ry xxxR.f, nahoana no mihafahafa?Tsy misy mifankafantatra izany izahay miresaka eto ireto,mbola tsy nisy hitan'ny masoko aloha ireo olona rehetra ireo e!fa dia miresaka dia samy mandray anjara fa tsy misy manavakavaka izany eto.Andeha itsy izy mandrosoa dia raiso ny adihevitra,aza apetraka ny olana!tohizo ary ny hevitrao..
44. fijo ( 23/01/2004 10:10)
ho an'i x.mety marina io fijerinao io hoe toa olona efa teo ihany no mihady hevitra.
saingy ny antony no tsy marina.tsy hoe manavaka izahay,ary tsy mbola nifankahita maso akory aza,fa misy mandalo eto ,in dray mandeha ao anatin'ny herin'andro.izahay eto foana isan'andro.dia mihevitra izy,fa tsy te hiresaka aminy izahay.
anontanio (pitchou)fa vao haingana io no niditra teto,ary dia nazoto nandalo,dia io izy eto foana io.tsy mitovy hevitra foana izahay,nefa dia mifankahazo tsara.i (colpain)koa dia toa izany.i (mozart),maro e.fa misy koa aloha hoe vao niditra izy dia sendra ny hevitra tsy nitovy,dia mihavitra hoe ahilika,dia tsy miverina intsony.tsy marina anefa izay.
misy indray aza teto foana,fa dia tsy te handray anjara firy intsony,noho ny antony samy hafa,dia lasa mahalana.
oh:(isrine,rfanjav,oupsyyy)tsy midika akory izany hoy nisy niady,fa safidy io.
koa dia mahazotoa ary e.mitondra hevitra vaovao.dia milaza anarana.
45. lema ( 31/01/2004 13:08)
mametra énao solonéanarana fa ho raisina ary e!
46. shadow ( 01/02/2004 18:31)
Le tsy misy pseudo ange manhirana ny mamaly zay hoe zao na zao eh! fa misy na miafina za de fantatra hoe i ann' io oh hoe i Fijo no miresaka de efa haiko ny firesany fa le mpanala zay ireny ra i mazkit de le mpanaja vevavy ra iKally de le mpanitsy oll' ho @ droit chemin de ôtran'izany fa apetrao ny Pseudo de tsisy tsy vôvaly zany.
47. fijo ( 03/02/2004 09:29)
marina izany.fa mba serieux ihany i fijo indraindray an.
48. six ( 14/02/2004 11:12)
o, ry kally a, raha lehilahy anie ianao d mety ho vehivavy indray izahay lehilahy e, dia avy eo ianao hiteny hoe raha izaho no vehivavy, izaho aloha lehilahy fa mety tsy tena tanteraka foana izany satria alohan'ny handehanana hitsangatsangana anie tsy maintsy diovina le tomobil e ary raha ohatra anie n lehilahy ts d manam-potoana d noho n fiainana ihany zany e, FA IZAHO ALOHA D TENA TIA ANRENY VEHIVAVY RENY E FA TS TENA VITA ANIE ZANY NA TENA TI BEUUU AZA E, ny fiainana tsy maintsy hatrehina....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1858