Ahoana no ahafantarana fa mpiodina be lé Jo?
1. jhouhlambout
(
15/01/2004 10:00)
Misy toa hendry B nefa mirevy @ sisiny misy miseho ho mpiodina nefa Façade fotsyny!!
novalian'i jhouhlambout ny 22/05/2004 21:19
2. xxx
(
15/01/2004 13:01)
Espionné-o Izy!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 16/01/2004 01:01
3. sipagasy
(
15/01/2004 18:42)
Fa aiza ny FIFAMPITOKISANA é! aleo tsy manana rehefa izany no atao any anaty loha.
5. fijo
(
16/01/2004 20:29)
aza misaina izay any ambadika any radone raha tsy te harary loha an.ngaha koa izy mahita an'izay ataon'ialahy.rehefa eo aloha izy dia izay.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/01/2004 08:29
6. ikaretsaka
(
16/01/2004 20:45)
rehefa azo ny entana ve ra fijo na namboarinna taiza na taiza dia anaovana aby? f
7. yves
(
16/01/2004 16:28)
raha vao be derka be izy de kôpy ela fa miodina izy zay
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/yves ny 16/01/2004 16:28
8. yves
(
16/01/2004 16:28)
raha vao be derka be izy de kôpy ela fa miodina izy zay
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/yves ny 16/01/2004 16:28
9. lema
(
16/01/2004 11:18)
tsy misy ahafantarana azy raha tsy tratra izy fa io hono "kapaitsita fery "na toy ny vilia ihinana dé sasana dé ihinana dé sasana dé ihinanadé...................fa asakasak'ilay vilia raha holy na resto na vary mitsangana na vilya ao an-trano sns............
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 16/01/2004 23:18
10. xxx
(
16/01/2004 12:47)
aiz marina ny resaka confiance zao @ olona roa mpifankatia!oh raisinareo kofa ho kilalao mitsy ty resaka fitiavana ty klé!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 17/01/2004 00:47
11. xxx
(
16/01/2004 14:10)
ka refa miodina be eny v letsy elà tsy hifanena matetika @ Jo mpiodona b lé!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 17/01/2004 02:10
12. jhouhlambout
(
16/01/2004 14:31)
Misy ol tsy ampoizina mihintss ho aho, miseho hendry b eo anatrehan'ny fiarahamoun nefa kay manao "double vie". Tsy hiteny anaran'olona aho fa tokony mahatsapa tena izay Concérnée!!
14. xxx
(
17/01/2004 13:51)
o ra jhouhlamb, tsy ny lelà ve no tena mpanao multiple vie? d rehefa tonga ao an-trano d otran'ireny tsy nanao n'inn inn ireny ery?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 18/01/2004 01:51
15. kally
(
18/01/2004 14:39)
Aiza ary iaanreo lehilahy izany?Mimenomenona rehefa voafitaka sy nijabaka any amin'olona mpiodina.Mora fantatra izany ry reto a!aza ny ambany foana no jerena,jereo anaty masony ilay olona fa ho hitanao eo foana ny tena toetrany.Tsy adala akory ny olona na gasy na vazaha nilaza hoe ny maso no taratry ny ao am-po,raha olona zatra mijery olona anaty masony dia mahafantatra fa raha ny ary ambanya ry sy ny fitombenany foana moa no jerenareo,aiza ianareo no tsy ho voafitaka?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 19/01/2004 02:39
17. xxx
(
19/01/2004 10:57)
zany no matonga ny vevavy tsy mba misy voafitaka! ny azy ny any @maso foana no jereny fa tsy mijery ny any ambany sy any@ fitombenana! ih,ih,ih
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 19/01/2004 10:57
19. rinakely1
(
19/01/2004 10:36)
ny revy wa samy manana ny azy koa inn ary no mankarary ny lohanareo @zany e!
20. kally
(
19/01/2004 16:26)
Dia faly ery izany Ikaretsaka rehefa avy nametrapetraka zanak'olona?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 20/01/2004 04:26