Ahoana no ahafantarana fa mpiodina be lé Jo?
22. fijo
(
20/01/2004 09:50)
izay ilay rimorimo e,maka kil ery dia aterina ery.tsy mametraka ary koa tsy voapetraka.ny lalana mitohy.fa io fantatra ra manao izany izy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/01/2004 09:50
23. ikaretsaka
(
20/01/2004 10:40)
marina letsy izany ry Fijo... izay mivaky loha ihany no vaky loha ko
24. kally
(
20/01/2004 19:49)
Ka rehefa nifanrahan ohatry yn an'Ikaretsaka indray tsy olana,valy fingika fingàka:izay voahodina dia mametraka.Fa ny eto mantsy manontany izy hoa ahoana no hahalalana hono fa mihodina..tsy te ho voapetraka angamba izy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 20/01/2004 19:49
25. kally
(
20/01/2004 19:50)
Ahoana ny fanaonao rehefa mihodina ianao?Dia ohatry ny fanaonareo rehefa mihodina iny dia fantarareo arak'izany e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 20/01/2004 19:50
27. ikaretsaka
(
20/01/2004 13:56)
ka izay ange ry kally ilay hoe vaky loha eo ianao raha hitady ilay miodina e... fa tsapa eo ihany iny. fa rehefa voahodina fotsiny ho aho izahay no apetrakay tsara
28. kally
(
20/01/2004 16:18)
Raha mpiodina tsy tokony ho voahodina izany e!ny zaza vao mianatra no mety ho voahodina.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 21/01/2004 04:18
29. pitchou
(
20/01/2004 18:57)
ka na mpiodina tahaka ny inona aza izy raha sendra ny tena tiany angaha hoy ianao tsy sahala @ ireny misy araldite ireny?
32. fijo
(
21/01/2004 09:55)
rehefa miodina ilay sipa,dia mba homeo lamosina e.mody maikamaika lava izay izy amin'iny,dia mody teritery fotoana koa ianao rehefa mifanena,fa ilay zavatra dia vrm
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 21/01/2004 09:55
36. fijo
(
22/01/2004 09:16)
efa voa tao rataxi ny aty,ka dia io no nanaovako azy a.tsapany ilay izy ny farany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 22/01/2004 09:16
39. xxx
(
22/01/2004 11:01)
za ekspera
alefaso aty @ko alo le jo fa tonga de komboko,betsaka mantsyny cas ka tsy afaka holazaiko eto
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 22/01/2004 23:01