Ahoana no ahafantarana fa mpiodina be lé Jo?
81. ikaretsaka
(
12/02/2004 14:19)
efa nidoboka ialahy raha izany... efa avy ni triche vao manarin-tena... fa mety kao a
83. mozart
(
14/02/2004 17:09)
misy koa anie ny jô miodina be fa ialahy tsy kôpy zany e!!mody tena tambatambazany eo elah de tsy rototra @le fikany any @ sisiny!nefa misy koa ny tena tonga de asehony hoe izy koa grand e!
sa ahoana lesy ry maskita?
sa ahoana lesy ry maskita?
85. pitchou
(
15/02/2004 10:13)
ary tena lasa cas social mihitsy ity resaka ity ry jhoulh an!
rehefa miodina izy hoa ra-mozart dia mba miodona koa ianao manaraka azy ndrao tsy tazanao eo intsony izy! otran'ireny mandihy paso sy valse ireny e!
rehefa miodina izy hoa ra-mozart dia mba miodona koa ianao manaraka azy ndrao tsy tazanao eo intsony izy! otran'ireny mandihy paso sy valse ireny e!
87. jhouhlambout
(
15/02/2004 15:32)
Mila mampiasa compas sy règle aloha dia avy eo atao ny rotation
88. pitchou
(
15/02/2004 17:09)
ko raha 360 fotsiny ve tsy ho tsotra e! fa raha n360 izy no hanahirana! ilay compas azoko fa atao inona kay ilay règle?
90. ikaretsaka
(
16/02/2004 18:01)
ny fanaovana azy raha miodian sens hafa izy dia contrecanb dens hafa de mitapeau ko
92. pitchou
(
19/02/2004 17:46)
ary rehefa miodina koa izy dia aza manara-maso loatra sao ianao spect indray no fanina alohany e!
100. xxx
(
27/03/2004 16:23)
ao amin ile fivaviany ao no ahafantarana an io .alohan ny hanao ela de mba angataho hotsilovan ela amin ny jiro ny fivaviany ,fa raha sipa voatifitra na kof roa miova ny lokon ilay petite levre ao .andramo de ho experimente ela apres 2 ou 3 sessions
