Ahoana no ahafantarana fa mpiodina be lé Jo?

1. jhouhlambout ( 15/01/2004 10:00)
Misy toa hendry B nefa mirevy @ sisiny misy miseho ho mpiodina nefa Façade fotsyny!!
2. xxx ( 15/01/2004 13:01)
Espionné-o Izy!
3. sipagasy ( 15/01/2004 18:42)
Fa aiza ny FIFAMPITOKISANA é! aleo tsy manana rehefa izany no atao any anaty loha.
4. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:18)
marina io
5. fijo ( 16/01/2004 20:29)
aza misaina izay any ambadika any radone raha tsy te harary loha an.ngaha koa izy mahita an'izay ataon'ialahy.rehefa eo aloha izy dia izay.
6. ikaretsaka ( 16/01/2004 20:45)
rehefa azo ny entana ve ra fijo na namboarinna taiza na taiza dia anaovana aby? f
7. yves ( 16/01/2004 16:28)
raha vao be derka be izy de kôpy ela fa miodina izy zay
8. yves ( 16/01/2004 16:28)
raha vao be derka be izy de kôpy ela fa miodina izy zay
9. lema ( 16/01/2004 11:18)
tsy misy ahafantarana azy raha tsy tratra izy fa io hono "kapaitsita fery "na toy ny vilia ihinana dé sasana dé ihinana dé sasana dé ihinanadé...................fa asakasak'ilay vilia raha holy na resto na vary mitsangana na vilya ao an-trano sns............
10. xxx ( 16/01/2004 12:47)
aiz marina ny resaka confiance zao @ olona roa mpifankatia!oh raisinareo kofa ho kilalao mitsy ty resaka fitiavana ty klé!!
11. xxx ( 16/01/2004 14:10)
ka refa miodina be eny v letsy elà tsy hifanena matetika @ Jo mpiodona b lé!
12. jhouhlambout ( 16/01/2004 14:31)
Misy ol tsy ampoizina mihintss ho aho, miseho hendry b eo anatrehan'ny fiarahamoun nefa kay manao "double vie". Tsy hiteny anaran'olona aho fa tokony mahatsapa tena izay Concérnée!!
13. donemaskit ( 16/01/2004 15:50)
O raFijo o! fa nga za io xxxxxx io e?!

za aza zay vao tonga teto ndray!
14. xxx ( 17/01/2004 13:51)
o ra jhouhlamb, tsy ny lelà ve no tena mpanao multiple vie? d rehefa tonga ao an-trano d otran'ireny tsy nanao n'inn inn ireny ery?
15. kally ( 18/01/2004 14:39)
Aiza ary iaanreo lehilahy izany?Mimenomenona rehefa voafitaka sy nijabaka any amin'olona mpiodina.Mora fantatra izany ry reto a!aza ny ambany foana no jerena,jereo anaty masony ilay olona fa ho hitanao eo foana ny tena toetrany.Tsy adala akory ny olona na gasy na vazaha nilaza hoe ny maso no taratry ny ao am-po,raha olona zatra mijery olona anaty masony dia mahafantatra fa raha ny ary ambanya ry sy ny fitombenany foana moa no jerenareo,aiza ianareo no tsy ho voafitaka?
16. donemaskit ( 18/01/2004 16:58)
miombon-kevitra tanteraka @ Kally
17. xxx ( 19/01/2004 10:57)
zany no matonga ny vevavy tsy mba misy voafitaka! ny azy ny any @maso foana no jereny fa tsy mijery ny any ambany sy any@ fitombenana! ih,ih,ih
18. ikaretsaka ( 19/01/2004 16:03)
hoy ianao... vopetraka eo fa tsy voafitaka no ahiako
19. rinakely1 ( 19/01/2004 10:36)
ny revy wa samy manana ny azy koa inn ary no mankarary ny lohanareo @zany e!
20. kally ( 19/01/2004 16:26)
Dia faly ery izany Ikaretsaka rehefa avy nametrapetraka zanak'olona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5112