Ahoana no ahafantarana fa mpiodina be lé Jo?
46. ikaretsaka
(
24/01/2004 15:18)
tsisy aloha le hafantarana fa le fika fialana pas rehefa avy nahatratar azy niodina no betsaka ato
48. ikaretsaka
(
25/01/2004 14:17)
mbola betsaka ka... ilay fika hoe ogahana sy akoraina hoe ohatran'ny cerceau ana basket an'i mahamasina ka samy mampiditra ao daholo izay te hampiditra iny tena tsara mihitsy... fiak 1 iny ohatra
49. pitchou
(
25/01/2004 20:37)
i karetsaka manao adin'ny gisa resy kay ko! tsy mahatanty nefa te-hanao
54. yves
(
27/01/2004 16:27)
rehefa izy no be namana cof-boy ka mery miresaka veta dia piodina be izy izay
57. pitchou
(
27/01/2004 18:08)
zavatra simple izany ra done: réflexe ny manafina ny tena toetra @ fihetsika mifanohitra @ tena toetranao! marina mihitsy hoe raha ny olona no otran'ny bonaika na miseho ho masina be d 99,9999% ny chance fa tena tsy izy ilay olona, mpiodina b ary mahavita zavatra tsy ampoizinao (izany angamba aloha ny mahatonga azy mandeha mibebaka isan-kernandro fa diso mavesatra loatra ny ota!!!) fa ireny hitano be resaka kivalavala ireny, vavany fotsiny fa tsy ho hitanao @izany! andramo ka izahao ange e!
58. fijo
(
28/01/2004 09:29)
efa misy botanota namaly an'ialahy io radone,ary izay no tena marina,ka aleo aho tsy hamaly intsony.
60. fijo
(
29/01/2004 20:33)
ka efa mazava be izay ny valiny ko.ary tena marina koa ilay izy.dia aleo mangina e.bota misolo bota io
