Ahoana no ahafantarana fa mpiodina be lé Jo?
61. bozikely
(
29/01/2004 18:16)
namako kofa no tena mpiaraka amiko ary za tia miresaka veta veta aminy nefa tsy niodina izany.
62. bozikely
(
29/01/2004 18:23)
namako kofa no tena mpiaraka amiko ary za tia miresaka veta veta aminy nefa tsy niodina izany.
63. bozikely
(
29/01/2004 18:34)
namako kofa no tena mpiaraka amiko ary za tia miresaka veta veta aminy nefa tsy niodina izany.
64. bozikely
(
29/01/2004 18:51)
namako kofa no tena mpiaraka amiko ary za tia miresaka veta veta aminy nefa tsy niodina izany.
65. fijo
(
29/01/2004 19:59)
ka izay anie ry bozy no efa lazainay sy ptchou e.izaho koa izao be namana sipa,nefa tsy miodina.
68. xxx
(
04/02/2004 14:39)
kin nefa no blem na mpiodina na tsy mpiodina e! rehefa tsy masaky ry anona de mangina a, tsy nahazaka ndray de mody be kafary eo daolo, ny piesinareo ve no mangana e! vie privén'ny sasany aza idirana fa ho reraka eo
69. fijo
(
05/02/2004 20:11)
mba masiaka ko i X izany an.
ngaha nisy tena nanodina be no dia romotra toa io.
ngaha nisy tena nanodina be no dia romotra toa io.
70. xxx
(
07/02/2004 17:30)
raha vao ilay olona koa izay no misheo be promesse be amboalohany iny dia aza antenaina e,
rehefa manomboka mandaingalainga d tadidio fa izy no miodina moa ianao no fanina
rehefa manomboka mandaingalainga d tadidio fa izy no miodina moa ianao no fanina
73. xxx
(
08/02/2004 13:35)
raha samy miaramiodina ve tsy naman;ny efa vita iany fa samy mitady mpanarina? satria miarafanina, dia samy mitady mpanohina
76. fijo
(
10/02/2004 10:48)
samy miodina dia miara midaraboka dia miara mitsangana indray ka.milay an.
