Ahoana no ahafantarana fa mpiodina be lé Jo?

101. jhouhlambout ( 27/03/2004 17:31)
mmh tsara andramana...
102. alz ( 31/03/2004 12:35)
Resaka be ny an'i xxxxx momban'ilay lokona petite levre. Fa tsisy hidiran'izay ilay loko.Efa giravy raha tonga amin'izany.
Ny olombelona olombelona ihany possible ny miodina,indrepa, na indraindray na matetika. Ny blèma dia hoe zakan'ilay couple ve le izy.
Ny hitako aloha tamin'ireo fantatro, izay nahatratra, betsaka ny tsy nahatanty e.
Ny solution : aza dia be doutes fa aleo hasiana fifampatokisana.
Sady samy manana ny domaine prive-n'ny koa ange ny membre ao amin'ny couple é.
Ny fanajana io domaine io no anisan'ny mampaharitra azy.
103. jhouhlambout ( 31/03/2004 18:13)
Na manimba azy satria: nahita ny akanga tsara soratra dia nandao ny vady efa tamana.
104. fijo ( 31/03/2004 22:15)
le mijery loko aloha efa zatra mividy trondro angamba dia manafangaro zavatra.
ilay fanajana ny domaine prive dia hitako fa tena hilaina.
105. ralipo ( 02/04/2004 20:48)
ok ra fijo!
Zao ry zalahy jereo ary @ lalao sy hatsikana ny fomba ahafantarana azy tsotra indrindra.
106. ikaretsaka ( 03/04/2004 01:02)
hahaha
107. xxx ( 07/04/2004 10:32)
tsy lainga io loko io ry zareo a ,sady somary andramo koa ny tsirony fa tsy mitovy amin ny ninonoanareo azy voalohany io raha vao nisy katala hafa niditra tao
108. ralipo ( 07/04/2004 17:16)
kofa minono No Comment
109. xxx ( 07/04/2004 21:47)
misy probleme nga?
110. xxx ( 12/04/2004 08:08)
mba manandrama lty minono fa milay io a ,ela ve te honoina sipa ny fananan ela nefa ela tsy mba te hinono ny azy akory ,aza egoiste .
sady tsy misy maharatsy na mahamenatra lty zany a.
111. jhouhlambout ( 12/04/2004 10:47)
zany an?
112. jhouhlambout ( 12/04/2004 20:04)
azo eritreretina
113. ikaretsaka ( 12/04/2004 22:54)
hihi
114. fijo ( 14/04/2004 21:21)
tsy mazava raha tsy misy mahamenatra maninona no miafoa i ranamana io?
115. xxx ( 21/05/2004 17:36)
Mafinaritra be izany fa zara aza izy mihodina!
@ izay samy mba makamaka kely eny daholo!
116. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:53)
iny indray ny tsy hitako... tsy reveko iznay kle
117. jhouhlambout ( 22/05/2004 07:01)
manjary miara fanina eo!
118. yonikafopl ( 22/05/2004 14:37)
ny ahafantarana fa mpodina le sipa dia satria mpiodina le bandy miaraka aminy, satria le bandy no mampiodina azy hi hi hi hi
119. yonikafopl ( 22/05/2004 14:38)
oadray miteniteny foana kou za zany o!
120. ralipo ( 22/05/2004 15:34)
Mety miodina be ianao de fanina de miteniteny foana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.357