Les Femmes trompent Toujours , Mais Elles n'avouent Jamais!

1. jhouhlambout
(
15/01/2004 13:31)
Zay ny conclusion hitako rehefa nandinika ny toetran' ireo andriambavilanitra ny tenako.
novalian'i pitchou ny 25/03/2004 14:08

3. kally
(
15/01/2004 14:42)
Voa ianao raha izany!aza miaraka amin'ny vehivavy intsony raha tena izay ny fahitanao azy e!Matoa ianao mbola miaraka @ vehivavy dia mino fa tsy dia izay daholo akory!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 16/01/2004 02:42

4. jhouhlambout
(
15/01/2004 15:13)
Koa ahoana ary no ahafantarana ny marina @ vehivavy e?
Maminany lava fotsiny no azo atao!!
Maminany lava fotsiny no azo atao!!

5. rinakely1
(
15/01/2004 15:17)
sao d tokony nareo lélà kosany ary no tsara ametrahana izany fanontaniana izany klé?

6. rinakely1
(
15/01/2004 15:18)
zao no ataoko an'ise ry jhouhlambout: aza mikaroka zé marina @ ny vevavy zany fa mampitapy zany!
vevavy: mystery ohatran'ny lélà:mystery kou!
vevavy: mystery ohatran'ny lélà:mystery kou!

7. ragaby
(
15/01/2004 18:36)
Refa izay lesy ny conclusion' ialahy dia mba manaova koa fitaka am zay ifanaovana a! dia izay tsy mahatanty voalohany miala e! Sa karakôry mon Frère?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ragaby ny 16/01/2004 06:36

8. fijo
(
15/01/2004 19:38)
tena ny sipa manja rehetra ato amin'ny tanana no avy dia niakatra an.avelako ianareo roalahy hiaro ny momba an tsika fa toa tena samy favy izany mpifanandrina izany an.
courage mes freres.mafy anao ragaby e.
courage mes freres.mafy anao ragaby e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/01/2004 07:38

10. ikaretsaka
(
16/01/2004 10:09)
dia samia mipetraka eo @ maha lehilahy sy maha vehivavy azy daholo ary e

11. ikaretsaka
(
16/01/2004 15:00)
aza eritreretina fotsiny aloha lety Ra DZool and boot an .. fa rehefa tratra ... ogaogahy.... te hanao aminy eo

14. shadow
(
16/01/2004 18:24)
Tsy hivakiana loha fotsiny izy ry akama da ny Indifférence hono no contraire n' ny Fitiavana fa tsy ny fankahalana farefa tsy rarahina izy milamina ho azy eny za efa voa mato za miteny!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 16/01/2004 18:24

15. lema
(
16/01/2004 11:09)
tena marina izany kozy zany jereo anie fa ny sipa rehetra touches t@ sujet daholo ary ny bandy rehetra blessé dé nanambony moral zany no marina fa tsy eritreretina fotsiny fa makarary ando e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 16/01/2004 23:09

16. rija
(
16/01/2004 11:11)
Inona no hiraharahiana ze omby maty any fa ny henany hohanina e !
Tsy miasa saina be @zany fa ze kôtiny eo vidiny e !
Tsy miasa saina be @zany fa ze kôtiny eo vidiny e !
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rija ny 16/01/2004 23:11

17. jhouhlambout
(
16/01/2004 14:22)
Fa maninona ary no tsy sahy manaiky ny Zvtr ataony ny vehivavy?
Ohatran'ny hoe Masina be foana nefa Tsssss...
Ohatran'ny hoe Masina be foana nefa Tsssss...