Les Femmes trompent Toujours , Mais Elles n'avouent Jamais!
61. pitchou
(
26/01/2004 11:54)
tsy pb zany pitchoune a! (ahoana alou ity mandika anarana ity e!): rehefa tsy nanao engagement d tsy miandry ny hafa hi s'engager aminy eo!
65. pitchoune
(
27/01/2004 18:41)
pitchou,
ilay pseudo akia surnom ny zanako a, fa izao anie no tiako lazaina e! Avelao izy refa tsy mi avouer fa tsy te hanakorontana ny couple izy izany. Rehefa tiany ho avouer na ilay izy d izay izy no te hisaraka.

66. pitchou
(
27/01/2004 13:56)
pitchoune> ka izany ange ny tena surnom-ko e! fa tsy voaray ilay "n" farany!
fa izao kosa aloha e! raha mpivady no misy mifanafina zavatra goavana otran'izany d efa tsy izy e! na lahy io na vavy!
fa izao kosa aloha e! raha mpivady no misy mifanafina zavatra goavana otran'izany d efa tsy izy e! na lahy io na vavy!
67. pitchoune
(
27/01/2004 18:38)
Ka inona ary no tianao e, raha izaho aloha tsy hahatanty fa na dia zavatra tsy tokony ho fantatro ary nefa lazainy ahy d iny aho no lasa e! eo izy sy ny eritreriny. Aleoko izy manao d sady mahalala matahotra toy izay avandravandrany eo ny ataony. Satria mantsy raha fantany oe tsy maninona ami voalohany ianao d ho ataony lalan kita kisoa iny.
68. fijo
(
28/01/2004 09:05)
aiza kosa e,raha mamela azy ianao mety ho tonga saina izy dia tsy hanao intsony.
70. pitchou
(
28/01/2004 14:04)
marina izany! raha lazainy aminao d fantatrao hoe hatraiza no vitany d anjarany ny mandanjalanja hoe ao anatin'ilay tsy handeferako izay na azoko hanomezana 2è chance azy! fa eritrereto hoe tsy milaza aminao izy fa ny manodidina rehetra no manao firesaka an'ilay izy d ianao no maheno farany! @ izay tsy ho fantatrao mihitsy ny étendue ny zavatra vitany sy nataony d enao izany ilay paiso miandry mpitsipona!
71. fijo
(
28/01/2004 19:46)
ny manodidina anie tsy mitsahatra ny miresaka e,ka io tsy henoina intsony.fa dia ianao no mahita hoe 2eme chance sa avy dia vita.
sady tsy paiso izany kosa e.manjary maha te ihinana be.
sady tsy paiso izany kosa e.manjary maha te ihinana be.
72. pitchou
(
30/01/2004 16:08)
ilay resaky ny manodidina tian'i fijo resahana azoko, fa ny tiako lazaina ilay flagrant délit hitan'ny olona rehetra afatsy ianao !
i fijo an! hita fa tia sakafo b!
i fijo an! hita fa tia sakafo b!
73. fijo
(
30/01/2004 16:53)
sakafo io ko.
fa ilay itan'ny olona ,raha izaho aloha tsy mivaky loha amin'izany.
fa ilay itan'ny olona ,raha izaho aloha tsy mivaky loha amin'izany.
74. pitchou
(
30/01/2004 09:46)
ho hitako eo! raha mbola sipa tsy koi! fa raha vady kosa lasa lavitra loatra e!
76. sangoukou
(
06/02/2004 18:25)
tena marina zany,
matetika tsinona ny vevavy tena b resaka b, d tsy fantatra intsony ze tena marina.Na efa fantatra zao ary ry zareo fa miaraka am olon kafa d tsy hanaiky an iny mitsy ry zareo.
matetika tsinona ny vevavy tena b resaka b, d tsy fantatra intsony ze tena marina.Na efa fantatra zao ary ry zareo fa miaraka am olon kafa d tsy hanaiky an iny mitsy ry zareo.
78. pitchou
(
08/02/2004 15:23)
d tena profesionaly @ trompé v i jhloul izany e? ny vhv tsy mamitaka izany raha tsy sendra ny zavatra tena tsy tantiny! ary tsy mila miteny aminao akory izy hoe namitaka anao satria efa tsy anao intsony ny fony @zay! ny lhl no mahavita an'izany hoe "tia" hono nefa mamitaka!
80. fijo
(
12/02/2004 19:55)
eny akia,nnn,ie,marina foana ny anareo.dia mody mitomany,dia hoe victime aho,nefa ao ambadika ao.malalaka ny lalana.