Les Femmes trompent Toujours , Mais Elles n'avouent Jamais!
21. manantsoa
(
16/01/2004 18:31)
misy fahamarinany ny hevitr' i jhoulambout . Marina fa manohina anareo vhv izany satria point faible- nareo . Ho an' izay tsy mahafantatra ary indrindra fa ianareo vhv ; dia ny toe- batanareo , ny toe- tsainareo nanaovan' Andriamanitra anareo mihitsy no marefo . Misy fotoana , tsy voafehinareo ny tenanareo .Tsy fanahy inianareo izany fa voa- janahary . Matetika efa solafaka ianareo vao gaga ....
22. ikaretsaka
(
17/01/2004 09:15)
ka izay ilay tsy fahaizana mampiseho ny maha lehilahy azy ho'a... satria uzy tsy manana ko aiza no hahaizany azy?
23. kally
(
17/01/2004 20:26)
Fa ianareo lehilahy moa ry Manatsoa,anjely nidina avy any an-danitra,tsy mpanitsakitsaka,tsy mpandainga,tsy mpisotro toaka รด?
Ny olombelona rehetra samy manana ny toetra ratsiny,fa ao ny manao izay hankarary ny sasany na lehilahy io na vehivavy,tsy rehefa sendran'ny vehivavy iray mpamitaka iaanreo dia ho mpamitaka daholo ny vehivavy rehetra.Fa ianareo lehilahy ireto ve mba mahay manana saina mivelatra sa tsia e?Toa mitovy daholo izay hitanareo,mahagaga ihany!

25. pitchou
(
17/01/2004 13:32)
impiry niaiky ny famitahana nataonareo t@ vehivavy kay nareo? efa tratra hita maso izao aza mbola mahita lazaina ihany, d rehefa sendra ny vehivavy manahaka ny toetranareo vao mody gaga an?
26. manantsoa
(
17/01/2004 14:33)
kally > tsy manamari-tena mihitsy aho ,ekena fa samy manana ny kilemany daholo ny tsirairay . Fa ny vhv kosa hoy aho dia mora solafaka kokoa noho ny lhl. Ary matetika dia zavatra tsy goavana akory dia mahababo azy .
Tsarovy ry kally fa misy fotoana mampalemy anao ary tsy mahafehy ny tenanao ianao amin' izany ( voa-janahary io ) . Ka raha amin' io fotoana io ianao no misy manadala kely fotsiny dia lasa ......

27. ikaretsaka
(
17/01/2004 16:25)
fa zay hao rehefa mamitaka de mba mijoro tsara sy mampiseho amin'ny maha lehilahy anay ... fa nareo tsy sady mijoro
28. ikaretsaka
(
17/01/2004 16:26)
fa zay hao rehefa mamitaka de mba mijoro tsara sy mampiseho amin'ny maha lehilahy anay ... fa nareo tsy sady mijoro
29. ikaretsaka
(
17/01/2004 16:26)
fa zay hao rehefa mamitaka de mba mijoro tsara sy mampiseho amin'ny maha lehilahy anay ... fa nareo tsy sady mijoro
30. ikaretsaka
(
17/01/2004 16:27)
fa zay hao rehefa mamitaka de mba mijoro tsara sy mampiseho amin'ny maha lehilahy anay ... fa nareo tsy sady mijoro
31. ikaretsaka
(
17/01/2004 16:29)
fa zay hao rehefa mamitaka de mba mijoro tsara sy mampiseho amin'ny maha lehilahy anay ... fa nareo tsy sady mijoro
32. ikaretsaka
(
17/01/2004 16:29)
fa zay hao rehefa mamitaka de mba mijoro tsara sy mampiseho amin'ny maha lehilahy anay ... fa nareo tsy sady mijoro
33. ikaretsaka
(
17/01/2004 16:32)
fa zay hao rehefa mamitaka de mba mijoro tsara sy mampiseho amin'ny maha lehilahy anay ... fa nareo tsy sady mijoro
34. kally
(
18/01/2004 20:11)
Ekeko ny tenin'i Manatsoa hoe misy na vehivavy io na lehilahy,malemy saina kokoa ka tsy mahatohitra fakam-panahy fa tsy ny vehivavy rehetra akory,ny vehivavy koa mba misy ny manana herin-tsaina hifehy ny tenany sy ny aminy manontolo.
36. manantsoa
(
18/01/2004 13:41)
kally >Eny mihezaka tokoa ny vhv mitandrina ny tenany ary isaorana azy izany . Kanefa amin' ilay fotoana tsy ampoizina iny no misy mampiresaka azy dia babo izy .Tsy mbola sendrany ianao ka mahay miresaka .
Voasoratra ao @ baiboly mihitsy io ry Kally ; rehefa nitady i Andriamanitra dia tsy nahita vhv na iray aza ka marina . Nahita lhl iray @ arivo marina kosa izy .

37. manantsoa
(
18/01/2004 13:46)

38. kally
(
18/01/2004 14:45)
O!tsy zaza vao omaly akory no nahazo kara-panondro aho ry Manatsoa,ka averiko ihany aza kilasiana ho mitovy ny vehivavy rehetra,ary efa sendrany tokoa aho matoa miteny aminao.Fa matsiro sady tena tsara,tsy haiko ny manazava azy, ny fandresena azonao nony nandresy ny fakam-panahy.
39. pitchou
(
19/01/2004 10:50)
i manantsoa aloha aza manita-kevitra any @ baiboly e! fomban'arabo sy jiosy no voatantara any fa tsy ny fomba gasy!
fa iza moa izany no tena diso: ny vehivavy mora solafa (araka ny tenin'i manantsoa) sa ny lehilahy mahafantatra fa mora solafaka ny vehivavy dia manararaotra an'izay?

40. felampitia
(
19/01/2004 15:57)
ny azoko ambara fotsiny angamba de tsy ny vvavy rht no manao zany ary tsy ny llah rht koa no tena mpanararaotra, fa isika zany sendra nitotona @ol oh zany, @ ankapobny ny vvavy de tokam-po fa rhf diso hararaotina loatraizy de mety hibolisatra ihany, fa ny vvavy mahazaka ze rht atao satria efa vita vakisiny hatrany am-boalohany, fa ianareo llahy vao voadona in 1 de sarotra b vao tafajoro, de aza ahilika aty @nay daholo mou ny ratsy fa noho ny ataonareo ihany no mety hitrangan'zany, tsy mora tezitra an! sao de misy misafoaka eo indray