Les Femmes trompent Toujours , Mais Elles n'avouent Jamais!

81. lema ( 13/02/2004 14:30)
tsy aiko tsony alou fa toa samy manao daholo e!
dé aza mifanenjika fa rehefa tratra dé mahaiza mibaboka
82. donemaskit ( 14/02/2004 20:09)
zay zany !
83. jhouhlambout ( 14/03/2004 12:10)
Ka raha mahay mibaboka tsara anie dé mbola mahavita manohy foana!
84. fijo ( 16/03/2004 11:11)
e oui.
85. lema ( 24/03/2004 14:28)
ka zay mitsy anie lé izy e!
86. fijo ( 25/03/2004 11:41)
ilaina izany e
87. pitchou ( 25/03/2004 14:08)
d otranareo ihany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.074