Les Femmes trompent Toujours , Mais Elles n'avouent Jamais!
41. felampitia
(
19/01/2004 15:59)
ny azoko ambara fotsiny angamba de tsy ny vvavy rht no manao zany ary tsy ny llah rht koa no tena mpanararaotra, fa isika zany sendra nitotona @ol oh zany, @ ankapobny ny vvavy de tokam-po fa rhf diso hararaotina loatraizy de mety hibolisatra ihany, fa ny vvavy mahazaka ze rht atao satria efa vita vakisiny hatrany am-boalohany, fa ianareo llahy vao voadona in 1 de sarotra b vao tafajoro, de aza ahilika aty @nay daholo mou ny ratsy fa noho ny ataonareo ihany no mety hitrangan'zany, tsy mora tezitra an! sao de misy misafoaka eo indray
42. donemaskit
(
19/01/2004 16:48)
samy diso e... jereo Adama sy Eva.
Ny vaha olana dia : samia mitandrina na lahy na vavy, ny fakam-panahy hisy foana.
Ny vaha olana dia : samia mitandrina na lahy na vavy, ny fakam-panahy hisy foana.
43. manantsoa
(
19/01/2004 18:26)
tsy manome tsiny ny vhv mihitsy aho fa milaza kosa fa ny vhv rehetra tsy misy an-kanavaka dia marefo ,mora solafaka .
Tena manam- pitiavana tokoa ianareo ary mihezaka foana hitandrina ny tenanareo .
Misy kosa hoy aho vanim- potoana mora mahababo anareo ; tsy am- poizinareo akory io fotoana io . Koa raha amin' io ianareo no misy mampiresaka dia babo tanteraka .
Ilay fifandrifian' ilay vanim- potoana sy ny fisian' ilay nampiresaka no mbola tsy nitsanga tamin' ny sasany taminareo .
Na efa nisy hoy kally , fa naharesy ny fakam- panahy izy . Arahaba ranabavy!

44. fijo
(
20/01/2004 09:26)
o radone a,amoureux loatra ialahy ka tsy mahita intsony.tadidio,fa:"ny figadrana ratsy indrindra dia ny ao anatin'ny tanan'olon tiana"
ny momba ilay resaka indray amiko,raha mbola sipa kosa moa,maninona raha samy milalao e.izay voa miova indray.tsy mifanome tsiny dia izay.
ny momba ilay resaka indray amiko,raha mbola sipa kosa moa,maninona raha samy milalao e.izay voa miova indray.tsy mifanome tsiny dia izay.
46. kally
(
20/01/2004 16:13)
Manantsoa> misaotra amin'ny fiarahabana ranadahy!
Ampianarin'i Fijo sy Ikaretsaka hibirioka indray radone an!
Ampianarin'i Fijo sy Ikaretsaka hibirioka indray radone an!
47. pitchou
(
20/01/2004 16:16)
raha izay no izy Fijo d tokony izany nareo lehilahy tsy hiresaka fitiavan lavitra be na mampanantena na inona na inona @ izay mety ho tohin'ny fiarahana. @izay d mazava tsara ny resaka ary mahafantatra mialoha ilay iray fa tsy hanonofy ... dia aza misy mitaraina koa hoe nofitahan'ilay "sipa" nilaozany niaraka t@ olon-kafa (elle m'a trompé e! ) satria fiarahana tsy misy engagement ny azy roa ary tsy voatery hivoatra sahala @ ny anareo ny fitiavany!
48. fijo
(
21/01/2004 09:13)
i kally bedy an.
pitchou,raha toa ka tsara kosa ilay sipa,dia atao ihany izay hitazomana azy ka.ianao ve,misy anie sipa ary misy koa sipa e.
pitchou,raha toa ka tsara kosa ilay sipa,dia atao ihany izay hitazomana azy ka.ianao ve,misy anie sipa ary misy koa sipa e.
49. pitchou
(
21/01/2004 17:38)
ka ianao Fijo hanao izay itazonanao azy e! fa tsy midika izany fa tokony hijanona aminao izy! satria tsy nisy engagement nataony taminao fa fanitaran-kevitra taty aorina ny anao ....
50. ikaretsaka
(
21/01/2004 18:22)
kally > hampianarinay hibrioka ahoana koa ? ampianarinay tsy ho naifbe loatra i leiry sao tratran'ny voa manodidina eo
51. fijo
(
21/01/2004 19:17)
pitchou,izany hoe marina izany ilay voalaza ery amin'ny loahevitra.
kally,marina io voalazanikaretsaka io,fa ny bady toa ireny anie raha voa mahavita zava doza e.
kally,marina io voalazanikaretsaka io,fa ny bady toa ireny anie raha voa mahavita zava doza e.
52. kally
(
21/01/2004 19:32)
Marina izany e!Donemakit manko tratra be ery hoe zaza maroroka...lol!raha tena zaza maroroka dia tezera a!
53. donemaskit
(
21/01/2004 19:43)
Samy manan'ny fiainany io e, zay nahazo anareo tany tsy voatery hahazo ny hafa.
54. ikaretsaka
(
22/01/2004 18:08)
fa ny andra piainana hitan'ny sasany no ianaran'ny hafa ny lalana alehany ry mazkita an! zany ny lalan'ny fiainana... zay ny ilaina ilay hoe ny antitra antintra ihany
55. fijo
(
23/01/2004 20:38)
sarotra be ry zareo a.tara loatra ilay akama kely,ka avelao aloha izy higoka tsara io tsirony io.fa any aoriana any izy ahatsiaro an tsika ihany.
fanontaniana kely raha tsy mahadiso radone.efa nanao sipa ve io olona io?
fanontaniana kely raha tsy mahadiso radone.efa nanao sipa ve io olona io?
57. rinakely1
(
23/01/2004 12:03)
maninn zao rah tonga d tenenina eto lé oln zany ry fijo fa mifanononona xxx eto fotsiny?
58. pitchou
(
24/01/2004 19:55)
Fijo> tsy tokony ieritreritra ny lehilahy hoe rehefa tapa-kevitra hijanona @ ilay sipa izy d tokony hanaiky ko ilay sipa! nareo ihany no miteny hoe tsy nisy engagement t@ voalohany! tsy voafitaka eo! ianao no namita-tena @ izay!
59. ikaretsaka
(
24/01/2004 13:33)
ka io fiheverana io no ezahinay ampazahoana an-dramazikita anie e
60. pitchoune
(
26/01/2004 11:22)
D ahoana izany e! F'angaha ny lehilahy mi avouer, de toute façon matoa izy tsy mitsotra mbola misy zavatra andrasany aminao ao. Fa jereo koa anefa sao matoa izy mamitaka anao mety misy zavatra tsy ampy ataonao aminy. Fa ny olona matoa mbola mandainga, mbola tia izy zay e, dia ilay fitiavana atao ambony e, aza avela ho vonoin'ny gafigafy kely lay zavatra naorina.