marina ve zany???

1. xxx ( 16/01/2004 09:03)
Raha olona 23 taona noho miakatra hono mbola vierge ka hanao firaisana voalohany dia mety ho bevohoka avy hatrany na dia @ période tsy tokony hahabevohoka aza? Inona ny mahatonga an´zany?
répondu par fijo le 12/02/2004 19:51
2. xxx ( 16/01/2004 11:08)
resaka mandany pile zany renao zany :rehefa @ peride tsy d'ovulation fotsiny ianao no manao firaisana dia tsisy olana ,voamarin'ny science zany eh!!tsy misy hoe à 15,23,32 ans zany fa fandrebirebena ano fotsiny fa rehefa miamitombo fotsiny ny taona dia miamarary be rehefa manao .
Fa tandremo kosa fa na voalohany aza ianao no manao kanefa tsy tokony dia ao.
Raha tena mataotra ny ho bevoka ianao anefa te anao dia manatona doc mba ahafantaranao ny fanafody tokony ho aninao satry misy olona tsy mazaka pilule .
Fa aza maika @ zany manao zany anfe aza tara lotra fa rehefa tena vonona ara_tsaina ianao dia ataovy ,ny influence ny olona be de be koa fa doc ihany anotaniana rehefa misy blem.ok!!a+
3. xxx ( 16/01/2004 13:59)
marina ny voalazan'ny XXX faharoa
4. jhouhlambout ( 16/01/2004 14:50)
Io tsotra foana : rehefa misy doute dia ampiasao ny préservatif @ tsy mila manao calcul lava be na mitaintaina fotsiny eo!
Na koa manao abstinence Ex: moi
5. rinakely1 ( 17/01/2004 15:19)
marina reo voalazan-le jhouhlambout
reo!
6. ikaretsaka ( 17/01/2004 15:59)
ny ahy indray ny henoko hoe raha + de 30 ans ka vierge dia sarotra kokoa ny maha bevohoka sy ananany zaza? ahoana indray io?
7. kally ( 18/01/2004 14:50)
Na vierge izy na tsia,arakaraky ny mampitombo ny taonany no mampihena ny fananany zaza .
8. donemaskit ( 18/01/2004 16:55)
Entre 18 - 25 ans eo ny vehivavy no manana conditions physiques tsara indrindra hiterahana.
9. donemaskit ( 18/01/2004 16:56)
refa tsy te ho bevohoka dia : aza manao.
10. xxx ( 19/01/2004 09:34)
i Sarah aza mbola niteraka anefa efa valopolo taona?! tsy mifidy taona io ry namana fa rehefa fotoana hihaonan'ny tsirilahy sy vavy dia mipetraka foana
11. ikaretsaka ( 19/01/2004 12:49)
i Sarah cas special ry XXX an...
12. fijo ( 20/01/2004 09:09)
i sarah tsy nisy nahita fa aza atao hoatra eto e.
ilay resaka taona indray dia miankina amin'ilay fotoana hiany.rehefa ao dia tsy misy fanafody,fa raikitra ny taranaka.na virj io na tsia.
13. ikaretsaka ( 20/01/2004 10:47)
ilay antitra ra fijo na theorie moknazy aza tsy dia mahafaty baolina noho ilay mbola tanora ka
14. fijo ( 21/01/2004 09:10)
raha mbola misy atody ao mety foana io,fa tandremo an.
15. pitchou ( 21/01/2004 17:29)
ahoana ary izany resaky ikaretsaka izany toa tena mikaratsaka! angaha ny mety hahabevohoka miankina @ taona fa tsy miankina @ famokarana?
16. pitchou ( 21/01/2004 17:41)
fa angaha moa izy io misy âge limite tsy andehanana retirety e!
17. donemaskit ( 21/01/2004 09:32)
ménopause houz ny manam-pahaizana
18. pitchou ( 21/01/2004 09:56)
ie! izay ilay capacité fa tsy ilay taona!
19. fijo ( 21/01/2004 19:06)
samy marina ireo voalazanareo ireo,ka dia gereo tsara ary ny fotoana ry vehivavy.
20. colpain ( 22/01/2004 13:30)
lainga fotsiny zao zany !!! tsy mila fanazavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1766