marina ve zany???
29. xxx
(
29/01/2004 14:25)
ka mpianatra ho dokotera ( efa hivoaka tsy ho ela) anie no niteny an´zany e. Possible hoy izy ny hahabevohoka vehivavy iray 23 taona miakatra ka mbola virijiny @ fanaovana firaisana voalohany na dia tsy @ fotoana tokony hahabevohoka azy aza satria mafana be ilay zavatra fa tsy mbola nisokatra ary mora mandray tsirin´aina lahy.
30. xxx

34. rixes
(
12/02/2004 16:44)
eny e! reha tiana ilay olona reha bikina aza tsy maninona , fa sao tsaratsara kokoa ny mahazo plaisir bebe kokoa vao vao miditra amin'izany bikina izany.