Fa heverinareo vehivavy ho entambarotra angaha ilay atao hoe fitiavana ka azo ampitoviana?
1. elie
(
14/01/2004 18:42)
Mahagaga ihany fa betsaka ianareo vehivavy no mampitovy ny fitiavana amin'ny enta-mbarotra.
Ianareo no te hitsapatsapa bandy dia tia mapiresaka sy mapiesona dia avy eo dia hampitovy ny fitiavana no heritreretinareo amin'izany.
Ianareo no te hitsapatsapa bandy dia tia mapiresaka sy mapiesona dia avy eo dia hampitovy ny fitiavana no heritreretinareo amin'izany.
novalian'i fijo ny 03/02/2004 09:24
2. fijo
(
15/01/2004 09:34)
izay ny anareo vehivavy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 15/01/2004 09:34
3. tequila
(
15/01/2004 09:42)
Resa-behivavy no tateriko , tsy voatery ho hevitro , nefa tsy hoe tsy miombona hevitra amin'io koa aho: mila sécurité ny vehivavy , tsy resaka hoe entam-barotra na inona , fa tsy bozaka aman'ahitra no hiveloman'olombelona . Hatreo aloh fa mbola ho ampiako hi hi .
4. xxx
(
15/01/2004 17:43)
Ny maro mpanao an'izany dia ianareo lehilahy; mitory fitiavana aman vehivavy rehetra izay manoratra any aminareo ary vita mampirafy koa eto amin'ny tranokala sady amin'izay miova pseudo foana. Tadidio anefa fa na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy miafara amin'ny tantaran'ny trano kala tena izy, rehefa diso mpamitaka loatra.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 15/01/2004 17:43
5. shadow
(
15/01/2004 18:16)
Misy kosa aloha sipa tena mijery hoe misy vola ve iny sa tsia de rehefa tsisy ny vola de ilana ady le olona de isarahana na anaovana toetra tsy zaka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 15/01/2004 18:16
6. ravatorano
(
15/01/2004 19:55)
Amizao fotoana izao dia mibahana toerana eo anivon'ny fiarahamonina ny fananana , ny fahampiana ara materialy.
Izany no mahatonga ny vehivavy sasany tsy mila lélà tsisy sosy.
Izao koa aza adino fa efa maro ami'ny kofa izao no tsy manambady raha tsy mikandra lé jô!
dé diniho amizay ny fipetraky ny tena fitiavana.Eny andalana vao mandamina houzy nékamako zay...
marina ny voalazan'i shadow satria y vola ny vola hatrany no mi_prim ny zava drehetra.
Asa na mety miorina tanteraka amin'ny vola harena sy fanana ny fitiavana madio sy maharitra.

7. kally
(
15/01/2004 12:55)
Ianareo vehivavy,ianareo vehivavy foana,matoa misy ny mpividy dia misy ny mpivarotra e!matoa misy ny mpampiesona,misy ny miesona.Ka inona indray?
Iza manao hoe mety hampiesonina ka avy eo vao oy a oy!
Iza manao hoe mety hampiesonina ka avy eo vao oy a oy!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 16/01/2004 00:55
8. hendry
(
15/01/2004 13:25)
Voadona tany ndray ngamba elie dia be taraina o! Nampiesonin´ny akama ngah enao? Ntsoo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 16/01/2004 01:25
9. kally
(
15/01/2004 14:49)
Ianareo lehilahy koa anie dia izao ny olana e!misy miseho hoe inona anefa no tsy ho azon'ny vola e?Dia lasa,tsy mahalala tsy tiana fa mbola misisika foana,efa lazaina fa ilay vehivavy tsy te-hiaraka aminy mbola,alaiko ianao dia hiara-hisakafo isika an!efa itsoahana mbola misisika,mba tezitra koa angamba ny vehivavy dia manaraka am-bokony ny hagegenareo?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 16/01/2004 02:49
11. fijo
(
16/01/2004 20:59)
ka raha manaraka ambokony ve le vehivavy ry kally,iza no voa amin'izay.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/01/2004 08:59
12. ikaretsaka
(
16/01/2004 16:32)
ko raha tsy tomobil ry fijo koe hoe aviliko ary de mandeha de ary de mandeha
13. shadow
(
16/01/2004 16:44)
Misy kosa aloha ny jô tena mahay mijongle fa tsy lainga eh fa iKally no mbola tsy haiko
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 16/01/2004 16:44
14. pitchou
(
16/01/2004 18:03)
ndry! koa ny anareo tsy fitiavana no iarahanareo @ ankamaroan'ny vehivavy iarahanareo fa zavatra hafa, koa mampaninona anareo raha zavatra hafa koa no iarahan'ny ankamaroan'ny vehivavy aminareo fa tsy fitiavana? @zay ho an'ny fetsy=fetsy sy tapany! pijoko voajoko!
15. ikaretsaka
(
16/01/2004 18:12)
pitchou...ka izay no maha samihafa ny lahy sy ny vavy...ny vavy manome an'"ilay zavatra hafa" hahazoany fitiavana moa ny lela manome fitiavana mba hazahoany an'" ilay zavatra hafa"!
16. ikaretsaka
(
16/01/2004 18:12)
pitchou...ka izay no maha samihafa ny lahy sy ny vavy...ny vavy manome an'"ilay zavatra hafa" hahazoany fitiavana moa ny lela manome fitiavana mba hazahoany an'" ilay zavatra hafa"!
17. kally
(
16/01/2004 20:33)
Maninona an'i Shadow indray ary aho?
Angamba ovaiko Ikaretsaka hoe ny vehivavy manome an'ilay neritreretinao satria efa tia...
Angamba ovaiko Ikaretsaka hoe ny vehivavy manome an'ilay neritreretinao satria efa tia...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 16/01/2004 20:33
18. pitchou
(
16/01/2004 13:41)
diso kosa aloa ikaretsaka e! manome izy raha toa ka tia fa tsy manome azahoany fitia! rehefa tsy izay ny cas de tsy fitiavana no tadiaviny fa zavatra hafa!
20. fijo
(
20/01/2004 11:39)
ka izao ani e ry pitchou e.raha raisiko ilay nolazainao tery ambony
t@16/01 à 10h.dia izao no tadidio.
ny lehilhy raha manao sipa maro dia hoy ny olona foe "bogosy",fa raha ny vavy no manao sipa maro dia hoy ny olona hoe"rasosy"koa dia anjaranareo sipa io e.
t@16/01 à 10h.dia izao no tadidio.
ny lehilhy raha manao sipa maro dia hoy ny olona foe "bogosy",fa raha ny vavy no manao sipa maro dia hoy ny olona hoe"rasosy"koa dia anjaranareo sipa io e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/01/2004 11:39